π‘²π’Šπ’‚π’π’‚ 𝑳𝒐𝒖

π‘²π’Šπ’‚π’π’‚ 𝑳𝒐𝒖 βπΎπ‘Žπ‘˜π‘’π‘Ÿπ‘œ π‘Žπ‘š 𝑛𝑖𝑓𝑦 π‘“π‘’π‘›π‘œ 𝑛𝑦 π‘“π‘–π‘Žπ‘–π‘›π‘Žπ‘›π‘Žβžβ—‘ΜˆπŸ€£
❝π‘ͺ𝒓𝒐𝒒𝒖𝒆𝒓 𝒍𝒂 π’—π’Šπ’† 𝒂 π’‘π’π’†π’Šπ’π’†π’” π’…π’†π’π’•π’”βž

15/08/2026

🌸Ankafizo ny fiainana rakizy an! Tena mampalahelo ny zavatra itako, lasa any am fanakianana ny fiainana, rehefa misy zavatra iray dia any am positive jerena fa tsy Ny negatif. Fa sarotra hoan’ny sasany moa izany. Tsy hafaka anova olona koa moa ny tenako. Satria eto dia hafaka miteny daholo ny rehetra. Bref bon week-end 🫢🏼🫢🏼

14/08/2026

🌸Aza menamenatsa akia dorentsaaa ! Zay mitovy generation amiko no kopy an’io eee

🌸 Tena oe nandalo zavatra bdb 😁, teto nanao animation, tena zavatra tsy hoataoko mihintsy zany miteny am micro zany tam ...
14/08/2026

🌸 Tena oe nandalo zavatra bdb 😁, teto nanao animation, tena zavatra tsy hoataoko mihintsy zany miteny am micro zany tam zany fa dia tsy maintsy 😊, avy eo nahazo fy any ! Nanao TENDANCE SHOW tao antsirabe zahay tam ity , mbola ZAIN ny anaran’ny opΓ©rateurs tam zany 🀣🀣.Za tam zany rehefa ita am sary dia tsimaintsy misy poketra na sac foana 🀣🀣 any anatin’iny nonmisy ny… 🀣🀣🀣

🌸Sary iray tena manan-tantara ity sary ity. Nisy ny fandaharana  iray izay tao am Rta oe : « Tendance », i Hary Yvette n...
13/08/2026

🌸Sary iray tena manan-tantara ity sary ity. Nisy ny fandaharana iray izay tao am Rta oe : Β« Tendance Β», i Hary Yvette no mpanolotra ny fandaharana. Dia nanao ny etsika iray izy ngeza teto madagasikara ankotran’ny Manja , ny anazy dia ny Β« TENDANCE SHOW Β».
Lava be ilay tantara fa asa anga hoataoko story time ve πŸ€” tsy haiko.
Fa izy no nanome sehatra anay akizy anao famoronana ary hitondra NY crΓ©ations anay, za anisany, iza no namorona sy nanjaitra de A Γ  Z io akanjo io. Sady styliste zany za tam ity andro ity no mannequin πŸ₯°πŸ€£πŸ€ͺ. Eeee oui mba misy andro iray koa hiakarana an!
Isaoraka azy manoka izany satria atramin’izay mbola tsy nahita olona nanao izany za 🫢🏼 . Bref io ndray ny sary anio fa tsy manana sary Γ©clipse za πŸ€ͺ🀣🀣.
Raha misy akizy ato manana sary hafa tam io andro io dia ataovy ao am commentaire 🫢🏼

12/08/2026

🌸Za aza anotanina oe ahoana ny fahitako ilay éclipse teo an !
Sady ina ko no hoanotaninareo eo ee!🀣

🌸 Vonona am eclispe ary eee?🀣🀣 za alony dah…
12/08/2026

🌸 Vonona am eclispe ary eee?🀣🀣 za alony dah…

12/08/2026

🌸Bg izy fa tsika koa Dorentsaaa an! 🀣🀣🀣

10/08/2026

🌸Misy Γ©clipse am mercredi 12/08/26, io Γ©clipse io dia isakin’ny 25 ans ihany no misy azy. Aty aminay eo anelanelan’ny 19h-20h no mahitazy (raha tsy diso za). Milay ilay solomaso special am’io an! Ndrao dia ho jamba eo

10/08/2026

🌸Dorentsaaa Outfit 2020 🀣🫢🏼

09/08/2026

🌸Io zany ry dorentsa tsy mifidy tare an! πŸ˜‚πŸ˜‚

Address

Antananarivo
03200

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when π‘²π’Šπ’‚π’π’‚ 𝑳𝒐𝒖 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share