16/07/2026
๐๐ง๐๐ค ๐จ๐๐ ๐๐๐ค ๐ฉ๐ค๐ ๐ค๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ข๐๐ ๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ค๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐๐ก๐๐ข๐ ๐ฉ๐จ๐๐ง๐
๐. ๐ฅฌ ๐๐๐ ๐ข๐จ๐ฆ๐
๐๐ฑ๐ช๐ฝ๐ป๐ช : Karaoty, vomanga, รฉpinard, brocoli. Tombontsoa:
Manankarena vitamina A, C ary E.
Manampy amin'ny fanavaozana ny sela.
Miaro ny hoditra amin'ny fahasimban'ny masoandro sy ny loto.
๐. ๐ ๐๐จ๐๐ง๐ค๐๐ณ๐จ
๐๐ฑ๐ช๐ฝ๐ป๐ช : Voasary, papay, manga, kiwi, frezy, voaroy. Tombontsoa:
Be vitamina C sy antioxydants.
Manampy amin'ny famokarana collagรจne, izay mitazona ny hoditra ho mafy sy malefaka.
Manampy hiaro amin'ny fahanteran'ny hoditra.
๐. ๐ ๐๐ซ๐จ๐ง๐๐ซ๐จ ๐ฆ๐๐ญ๐๐ฏ๐ฎ
๐๐ฑ๐ช๐ฝ๐ป๐ช : Salmon, sardine, mackerel, thon. Tombontsoa:
Manankarena Omega-3.
Mitazona ny hamandoan'ny hoditra.
Mampihena ny fivontosana sy ny fahamainana.
๐. ๐ฅ ๐๐๐ฏ๐ฒ ๐ฆ๐๐ก๐๐ฌ๐๐ฅ๐๐ฆ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ฏ๐จ๐๐ง๐ฃ๐จ
๐๐ฑ๐ช๐ฝ๐ป๐ช : Avocat, amandy, voanjo, voan'ny tanamasoandro. Tombontsoa:
Be vitamina E sy tavy mahasalama.
Miaro ny hoditra amin'ny fahasimban'ny taratra masoandro sy ny radikaly malalaka.
Manampy ny hoditra hijanona ho malefaka sy mamirapiratra.
๐. ๐ง ๐๐๐ง๐จ
๐ฃ๐ธ๐ถ๐ซ๐ธ๐ท๐ฝ๐ผ๐ธ๐ช:
Mitazona ny hamandoan'ny hoditra.
Manampy ny vatana hamoaka poizina.
Manampy ny hoditra ho salama sy tsy ho mora maina.
๐๐
พ๐๐
พ๐
ท๐
ด๐
๐
ธ๐๐๐
ฐ ๐
ต๐
ฐ๐
ฝ๐
ฐ๐
ผ๐
ฟ๐
ธ๐
ฝ๐
Tsy mora anefa ny mihazona ny hoditra ho salama sy tomady raha tsy hainao ny mikarakara azy, noho izany dia ireto misy sakafo vitsivitsy tsara ferana raha te hanana izay hoditra malandilandy izay :
๐Zava-pisotro mamy sy siramamy be
๐Sakafo voahodina (processed foods)
๐Menaka endasina be
๐Alikaola (raha misotro)
Ankoatra ny sakafo, dia ilaina koa ny:
๐Matory 7โ9 ora isan'alina.
๐Misoroka ny fifohana sigara sy ny fisotroana alikaola tafahoatra.
๐Mampiasa fiarovana amin'ny masoandro (รฉcran solaire) rehefa mivoaka ela.
๐Manao fanatanjahan-tena