11/06/2026
😍OTRANY HITAKO ETO SAHADY NY HATSARAN'IRETO REHEFA VITA FINITION EOOO😍❤️
JEJOOO ERYY NY TENA MANANDRANA NY TSY AN'NY TENA MIARAKA AMLE KAPABE ANAH INFIRMIÈRE 🤣🤣
Tena tiako ho ahy be ilay izy fa tena maneva be anah❤️
Fa na an'olona ary ilay izy dia atao amin'ny fo sy fitiavana dia mivoaka tsarabe foana😍❤️
FINITION SISA RETO DIA MBIKABIKA NDRAY ILAY NANAO KIOMANDY AZY😍❤️
📦MANDRAY COMMANDE FONA IZAHAY SAO DIA TARA OOOH📦
MP plus d'informations❤️