Ti'Art Ti'Art
Broderie de Madagascar
Orinasa misahana ny asa tanana malagasy 🇲🇬Tsara kalitao

Portez l’amour familial autrement grâce à nos vêtements artistiques personnalisés.❤️🇲🇬
05/06/2026

Portez l’amour familial autrement grâce à nos vêtements artistiques personnalisés.❤️🇲🇬




Ahoana ary ny ho fivoakany?🤔Miandry kely isika rehetra 🕗Boutique et atelier en cours de reproduction Tsy andrinay izay h...
03/06/2026

Ahoana ary ny ho fivoakany?🤔
Miandry kely isika rehetra 🕗
Boutique et atelier en cours de reproduction
Tsy andrinay izay hamoahanay aminareo fa efa kely sisa dia azo tsidihana soamantsara ny boutique/atelier anay 🇲🇬❤️
Ny broderie dia mivelatra,tsy mihonona amin'ny Zavatra iray fa maro no azo trandrahana☑️
Ho aseho anay eto ny Résultat final ity asa tanana izay ataonay ity fa aza Miala alavitra




Tokana an-tany izany mama izany 🤱🏻Miarahaba ny Reny rehetra izahay ato amin'ny Ti'art amin'izao fetinareo izao..Ho tahia...
31/05/2026

Tokana an-tany izany mama izany 🤱🏻
Miarahaba ny Reny rehetra izahay ato amin'ny Ti'art amin'izao fetinareo izao..Ho tahiana manokana anie ianareo❤️

Mianjaika ihany koa ny tovolahy kely 🇲🇬Satria ny hakanton’ny kolontsaina dia azo aseho amin’ny fitafy ihany koa ❤️mandra...
27/05/2026

Mianjaika ihany koa ny tovolahy kely 🇲🇬
Satria ny hakanton’ny kolontsaina dia azo aseho amin’ny fitafy ihany koa ❤️mandray commande izahay

Ankehitriny dia mbola mivelatra hatrany ny broderie malagasy,🇲🇬 mampifangaro ny maha nentim-paharazana sy ny fivoarana m...
26/05/2026

Ankehitriny dia mbola mivelatra hatrany ny broderie malagasy,🇲🇬 mampifangaro ny maha nentim-paharazana sy ny fivoarana maoderina, sady manasongadina ny talentan’ny mpanao asa tanana eto an-toerana. ❤️
Ny fanohanana ny asa tanana malagasy dia fiarovana ny kolontsaintsika sy fanomezana lanja ireo mpamorona sy mpanao asa tanana eto Madagasikara.

Salama daholo 🇲🇬 izahay dia efa mandray commande amin'izao izay modèle tadidavinao rehetra 🇲🇬❤️ao anaty commentaire kosa...
21/05/2026

Salama daholo 🇲🇬 izahay dia efa mandray commande amin'izao izay modèle tadidavinao rehetra 🇲🇬❤️
ao anaty commentaire kosa ireo modèle disponible de suite ary prix promotions daholo



Salama daholo 🇲🇬❤️ Mirary alatsinainy mahafinaritra ho anareo!alefa mialoha ny promotion fête des mères 🥰mety hanontany ...
18/05/2026

Salama daholo 🇲🇬❤️ Mirary alatsinainy mahafinaritra ho anareo!alefa mialoha ny promotion fête des mères 🥰mety hanontany Zao ianareo hoe fa toa Akanjon'ankizy kely nefa fête des mères no resaka...satria diso fantatsika loatra hoe ny reny matetika aleony mividy ho an'ny zanany foana
Fa Raha tianareo Dia ho asíana an'dehibe





Ny hakanton'ny asa tanana Malagasy 🇲🇬❤️ato aminay..tsy ny ankizy ihany ato no mianjaika fa ny lehibe ihany koa dia manan...
16/05/2026

Ny hakanton'ny asa tanana Malagasy 🇲🇬❤️
ato aminay..tsy ny ankizy ihany ato no mianjaika fa ny lehibe ihany koa dia manana ny anjarany
Mirary asabotsy mahafinaritra ho anareo izahay



Salama daholo indray o🇲🇬🥰Mitohy hatrany ny destockage tsika mialohan'ny ivoahan'ny modèle vaovao..prix mora be no atolot...
13/05/2026

Salama daholo indray o🇲🇬🥰
Mitohy hatrany ny destockage tsika mialohan'ny ivoahan'ny modèle vaovao..prix mora be no atolotray anao fa aza misalasala manontany,misy âge ihany koa ny ankamaroany.. qualité moa dia aoka fotsiny
Aza tara o🕚




Salama daholo 🇲🇬❤️ Destockage kely isika pas plus de 35000Ar izy Ireto mialohan'ny ahatongavan'ny modèle vaovao ☑️dispon...
12/05/2026

Salama daholo 🇲🇬❤️
Destockage kely isika pas plus de 35000Ar izy Ireto mialohan'ny ahatongavan'ny modèle vaovao ☑️
disponible de suite ireto ary misy âge ihany koa ny ankamaroany
Tongava Mp ary Raha misy mahaliana anao ary
Aza tara oh 🕚



Address

LOT H 28
Ambohidratrimo
105

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:30
Tuesday 08:00 - 16:30
Wednesday 08:00 - 16:30
Thursday 08:30 - 16:30
Friday 08:00 - 16:30
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261324547870

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ti'Art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ti'Art:

Share