NI -TIA Tsena

NI -TIA Tsena Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from NI -TIA Tsena, Clothing Store, Ivato, Ambohidratrimo.

Manome safidy tsara indrindra ho anao izahay😽

Akanjo, firavaka, sac , kiraro, kapakapa , ireo modèle vaovao rehetra🥰


Mandray anao ampifaliana izahay ato -Tia Tsena🤗❤️

03/08/2026

Salama daoly🎀🤍.....

Efa manomboka mafana reto ny andro an😁🥰🤭

Tsy aleo ve mitsidika ato -TIA Tsena aloha eeh🤝🏼💐

Manome fahafahampo anareo zahay an💐🤍

28/07/2026

Salama daolyy🥰✨

Aza adino ny mitsidika an'ny NI -TIA Tsena 💐 annn

Mandray anareo ampifaliana izahay oh 💐🥰

Aza adino ny mi-abbonné ny pagen-tsika an ✨
NI -TIA Tsena

❤️❤️ireto ndray ny arrivage tsika o 😍😍❤️❤️
16/07/2026

❤️❤️ireto ndray ny arrivage tsika o 😍😍❤️❤️

Salama daholo✨❤️.... Mbola tsy tara ve raha  fotoana izao izahay ato  -TIA Tsena vao hiarahaba hoe "Nahavita soa ny fety...
09/07/2026

Salama daholo✨❤️....

Mbola tsy tara ve raha fotoana izao izahay ato -TIA Tsena vao hiarahaba hoe "Nahavita soa ny fety ohhhh✨🥲".

Fa misokatra ho anareo fona ny varavaranay an😽
Mandray anareo am-pitiavana izahay ato @ NI -TIA Tsena 💐

26/06/2026

Mirary fety sambatra ho an'ny Malagasy rehetra 💐 ❤️ 🇲🇬 .

Fihirana FFPM, 734
1.
Zanahary ô, tahio
Ny tanindrazanay
Handroso lalandava,
Handry fahizay !
Enga anie hanjaka ao
Ny saina mahay miray ;
Dia ho tany sambatra
'lay Madagasikaranay !

2.
Ireo mpitondra anay
Arovy lalandava koa,
Tolory saina hendry,
Kinga sy mahay
Ka ny marina anie
No mba hanjaka ao tokoa ;
Dia ho tany sambatra
'lay Madagasikaranay !

3.
Ny taranakay tahio
Ho vanona tokoa :
Ireo no solofo,
Dimby rahatrizay !
Mba ho tena mahatoky,
Feno fahendrena koa ;
Dia ho tany sambatra
'lay Madagasikaranay !

Salama daholo 🥰Efa akaiky ny ventisisy(26 juin)😅..... Ndao aloha isika hitsidika ato NI -TIA Tsena fa betsaka ny mahasoa...
23/06/2026

Salama daholo 🥰

Efa akaiky ny ventisisy(26 juin)😅..... Ndao aloha isika hitsidika ato NI -TIA Tsena fa betsaka ny mahasoa antsika ao ann🫀

Mandray anao ampifaliana izahay ✨

Salama daholo ❤️ Miandry anareo NI -TIA Tsena annnn😽💐💐
22/06/2026

Salama daholo ❤️

Miandry anareo NI -TIA Tsena annnn😽

💐💐

salama daholo❤️Ireto indray ary ny manaraka ohhh😽Mandray anao ampifaliana izahay atoNI -TIA Tsena ❤️
20/06/2026

salama daholo❤️

Ireto indray ary ny manaraka ohhh😽

Mandray anao ampifaliana izahay atoNI -TIA Tsena ❤️

Salama daholo❤️NI -TIA Tsena ihany ohhAfaka mandefa mp ianareo raha liana anAfaka mitsidika anay ety ivato ihany koa ❤️M...
19/06/2026

Salama daholo❤️

NI -TIA Tsena ihany ohh

Afaka mandefa mp ianareo raha liana an
Afaka mitsidika anay ety ivato ihany koa ❤️

Mandray anareo ampifaliana izahay ✨

19/06/2026

J’ai accepté 3 badges de fan de Safidiniaina Maria, Myh Rakotoarivony et Following.

Address

Ivato
Ambohidratrimo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NI -TIA Tsena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category