Christian Vibes Mdg

Christian Vibes Mdg “Christian design, a positive message everywhere” ✅

Client: Salama boss mba hanao commande plaque motoChristian Vibes MDG: Salama boss atao otran ahoana izay azafady?C: ata...
23/05/2026

Client: Salama boss mba hanao commande plaque moto
Christian Vibes MDG: Salama boss atao otran ahoana izay azafady?
C: atao otran’le fotsifotsy iny boss fa hafa ny soratra
CVMDG: Inona ilay soratra ary azafady?
C: Ataovy hoe « FONTIONNAIRE AN’NY LANITRA » namana
Olona hafa niaraka taminy mitsatsaingoka: Otrinona ny karama an’izany?
C: nitsiky kely tsy namaly
CVMDG: Eny ary boss fa ataonay a
Dia io ny vokany, faly ery izy nandray azy

Nareo koa ngah tsy hicommande ry boss be?

🎁🔥 CADEAU MANJAKELY À 25.000Ar MONJA 🔥🎁Tsy voatery lafo vao mampiaiky olona 😮‍💨✨Indraindray cadeau simple… no tena tsy m...
13/05/2026

🎁🔥 CADEAU MANJAKELY À 25.000Ar MONJA 🔥🎁

Tsy voatery lafo vao mampiaiky olona 😮‍💨✨
Indraindray cadeau simple… no tena tsy mety hadino 🫶

😏 Tadidinareo ve i Resevera bogosy? 😂
Dia imagineo hoe mahazo cadeau stylé be tahaka ity koa ianareo😍🔥

💎 PVC personnalisé qualité tena Top
60cm x 40cm be izao no 💥 25.000Ar monja 💥
Afaka manao ny dimension rehetra izay mety aminao koa izahay an🫡
✔️ Tsara finition
✔️ Maharitra
✔️ Stylé & moderne
✔️ Mety ho an’olona spéciale 😌

🎀 Ataovy cadeau mampitsiky sy mampatsiaro anao foana 😉

📍 Dispo chez Christian Vibes Mdg
📞 038 38 380 03
Mentionné-o ao am com’s ny namanao tokony hanome cadeau anao iny 🙏♥️

📩 Inbox haingana
Manao livraison manerana an’i Tana sy eto Madagasikara

🔥✨

12/05/2026

Zarao anaty groupe rehetra any fa hanomboka rariva ny fizarako credit ho anareo

10/05/2026

Te hizara credit ho anareo aho rankizy

09/05/2026

Asiantsika rahariva fa aza miala lavitra.
Amin’ny firy no mety aminareo?

Boss a, ty ilay notadiavinao🥰Eny e, ndana aloha miera am’rafotsy fa ny moto an’olona ato efa mibikabika daholo 😜Hainareo...
06/05/2026

Boss a, ty ilay notadiavinao🥰
Eny e, ndana aloha miera am’rafotsy fa ny moto an’olona ato efa mibikabika daholo 😜
Hainareo ve hoe 20.000Ar dia mahazo Plaque personnalisée otran’izao atao amin’ny Christian Vibes Mdg 🇲🇬 sad io zany tonga dia asiantsika fixation kit e🫣
Tonga dia mibika be ny moto anao boss a🫡

Mankasitraka an’ireo efa nanjifa dia misaotra ireo efa nanao confirmation koa fa efa andalana manamboatra ny commande nareo zahay an

Zay fa ndana aloha miera amin’ny ankizy fa zah manaiky hanao livraison an’olona (Kamboka zany fa mifdira MP manao commande f manao livraison manerana ny nosy isika

Eh, ny autocollant koa mbola misy karazany be ato amintsika a

VAOVAO BE 🥰♥️ 🏍️✨ PLAQUE MOTO PERSONNALISÉE ✨🏍️💥 20.000Ar monja, Oui 20.000Ar nefa personnalisée Ataovy miavaka amin’ny ...
30/04/2026

VAOVAO BE 🥰♥️

🏍️✨ PLAQUE MOTO PERSONNALISÉE ✨🏍️

💥 20.000Ar monja, Oui 20.000Ar nefa personnalisée

Ataovy miavaka amin’ny style-nao manokana sy ny hafatrao manokana ny moto-nao 😎🔥

✅ Personnalisable araka izay tianao
✅ Efa misy boulon kit kely
✅ Qualité premium 👌
✅ Tsara nefa mora 💯

📍Dispo chez Christian Vibes MDG
📩 Midira MP dieny izao
Manao livraison eto Antananarivo sy mandefa amin’ny Faritra rehetra manerana an’i Madagasikara

⛔️NEWS❌🇲🇬Tadidinareo ve le ankizy anay ilay Tany Antsirabe tamin’ny WeekEnd n’ny Paka iny?Tsa Tadidy? Taoko anay tany ii...
22/04/2026

⛔️NEWS❌🇲🇬
Tadidinareo ve le ankizy anay ilay Tany Antsirabe tamin’ny WeekEnd n’ny Paka iny?
Tsa Tadidy? Taoko anay tany iiii? Ago aza sepotra be teny amin’ny Gara fa feno olona ne tagany kay teny, halako be ery ve de🫢🤣

Dia Nahazo REVENDEUR any isika dia ho anareo ao Vakinankaratra ao anga tonga dia miditra mivantana ao amin’ny pejy Sarobidy Moto Design fa io irery no revendeur Ofisialy any aminareo any
Sa ve manakory le aankizy?😁
Zay fa ago tsary mbola misy tenenina tagany😜😜

07/04/2026

Ndao hanao jeu😇

Mankasitraka Antsirabe a🥹🙏Mipotraha kely ao amin’ny commentaire hoe ianareo nahazo autocollant taty
06/04/2026

Mankasitraka Antsirabe a🥹🙏
Mipotraha kely ao amin’ny commentaire hoe ianareo nahazo autocollant taty

Iza avy no aty   dia efa naka sary teto ve? Ny admin efa mandendeha ety fa aiza nareo?? Sod asina fizarana   àry 🥹🤣
05/04/2026

Iza avy no aty dia efa naka sary teto ve? Ny admin efa mandendeha ety fa aiza nareo?? Sod asina fizarana àry 🥹🤣

Address

Ambohimanarina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Christian Vibes Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share