12/08/2026
🥹 1 AN ANDROANY I MAMAN & LULU! 🎉💗
Tena mbola somary tsy mampino ahy hoe efa 1 taona androany ilay page izay tsy tao an-tsaiko mihitsy akory hoe hamorona azy aho! 🥹
Rehefa lasa Maman aho dia niova tsikelikely ny fomba fijeriko zavatra. ❤️
Tsapako hoe indraindray tsy mora ny mivoaka miaraka amin’ny zazakely, mitady izay ilainy, mikaroka produit tsara sy tena izy… 🥹
Dia hoy aho hoe:
“Fa maninona raha zaraiko amin’ny Maman hafa koa izay zavatra hitako sy niainako?” 💗
Dia izay no niandohan’i Maman & Lulu. 🥹🫶🏼
👶🏻 Ny expériences-ko amin’ny maha-Maman ahy
💆🏻♀️ Ny zavatra niainako sy ny fikarakarako volo
🧴 Ireo produits nampiasaiko sy natokisako
👗 Ary tsikelikely, ireo zavatra mety hahasoa anareo Maman sy ny harena kelinareo…
Ireo rehetra ireo no lasa Maman & Lulu. ❤️
Ary izao rehefa misy Maman mandefa MP amiko hoe:
💬 “Maman, inona no mety amin’ny volon’ny zanako fa maina be?”
💬 “Aiza no ahazoako an’ity produit ity?”
💬 “Tena nampiasa an’io ve ianao?”
Dia tena tsapako hoe… nisy dikany ilay nanombohako azy. 🥹❤️
Tsy mbola parfait akory an! 😅
Mbola lavitra ny lalana…
Misy andro be réaction, misy andro mangina.
Misy fotoana misy vente, misy andro tena tsy misy mihitsy. 🥹
Fa tsy kivy aho. ❤️
Satria ao ambadik’ity page ity dia misy ianareo.
Maman mamaky, manontany, mizara, manoro namana, mividy, na mijery fotsiny dia manohana amin’ny ❤️…
Misaotra anareo. Tena misaotra. 🥹🫶🏼
🎁 Ary satria anniversaire-ntsika androany… misy petite surprise! 🎉
Te-hizara aminareo ny hafalianay aho ka hisy 🎁 Corine de Farme 250ml homena an’izay handray anjara amin’ilay petit challenge! 🥰
✨ Ahoana no handraisana anjara?
1️⃣ ❤️ Like ity publication ity
2️⃣ 👭 Asao ny namanao hi-follow an’i Maman & Lulu, dia alefaso capture eto amin’ny commentaire
3️⃣ 📲 Partageo en mode public ity publication ity
4️⃣ 💬 Ary soraty eo ambany hoe “Joyeux 1 an Maman & Lulu” 🎂❤️
🎯 Ary fantatrareo ve ny objectif-ko?
Rehefa tonga amin’ny 10K abonnés isika dia hifarana ny challenge ary hisy tirage ho an’ilay cadeau. 🎁🥰
Ka raha efa tia an’i Maman & Lulu ianao…
andao hiara-hitondra azy ho any amin’ny 10K! 🥹❤️
Misaotra tamin’ity taona voalohany ity ry Maman. 🫶🏼
Ny 1er chapitre ihany ity… mbola betsaka ny zavatra tiako hozaraina aminareo. 🥰
🎂🎉 Joyeux 1 an Maman & Lulu! ❤️