Annah fashion

Annah fashion 😍 Tongava aty aminay fa ho karakarainay , omenay anareo ny fikarakarana tsara indrindra aty aminay😍

30/06/2024

Salama daholo oh 😍
Annah fashion mbola mijoro eo ihany an 😁
Fa mbola misy fandaminana kely 🤗😉

Bonne dimanche 😘

Akory aby oh 😍 Aiza jiaby antsika mitady sy Mila mèche ✨ french curl Braid ity ✨ 🔴Izahay dia nahantonga ilay qualités te...
19/06/2024

Akory aby oh 😍

Aiza jiaby antsika mitady sy Mila mèche ✨ french curl Braid ity ✨

🔴Izahay dia nahantonga ilay qualités tena tsara satria :
🌺 malefaka tsara ny mèche
🌺 Tsy mifamatopatotra rehefa hirandranana
🌺Ilay lava mamoaka boucle bien définie @ rambony

Mp prix svp 🙏
Afaka mandray commande n'izay mbola hivarotra izahay

Salama daholo  ✋ 📢📢Annah fashion Dia mitady vehivavy 2 mahay mitaly na mirandrana ( mahay model jiaby) Raha mahay ongler...
14/06/2024

Salama daholo ✋
📢📢Annah fashion Dia mitady vehivavy 2 mahay mitaly na mirandrana ( mahay model jiaby)
Raha mahay onglerie vo maika mety

Remarque :
🔴olona mavitrika
🔴 olona mazoto
🔴Olona madio
🔴olona azo resahana

Miditra mp azafady 🙏☺️

📢Aiza daholo maman oh 🤗😍 📢Reo misy modèle maromaro ho an'ny princesse tsika ❤️
05/06/2024

📢Aiza daholo maman oh 🤗😍 📢
Reo misy modèle maromaro ho an'ny princesse tsika ❤️

🌺 pose Faux ongles & vernis permanent chez Annah fashion 🌺 😍 Merci mametraka fahatokisana aminay mes chéries 🙏😘 Mandray ...
05/06/2024

🌺 pose Faux ongles & vernis permanent chez Annah fashion 🌺

😍 Merci mametraka fahatokisana aminay mes chéries 🙏😘

Mandray rendez vous izahay an ☺️
✨ Lieu :ambolomadinika entre aigle d'or et 3 chemins lalambaovao tanambao 5
✨ Contact :0347951544

03/06/2024

Bonjour ❤️
🥰Efa misokatra ny salon an 🥰

Mirary herin'andro finaritra ho antsika jiaby !!

Bonsoir daholo !!Mihidy ny salon nohon'ny antony manokana manomboka rahampitso😔 Miverina miteny eto ihany izahay raha hi...
28/05/2024

Bonsoir daholo !!
Mihidy ny salon nohon'ny antony manokana manomboka rahampitso😔
Miverina miteny eto ihany izahay raha hisokatra 😊🙏

Merci 🙏

🌺 pose Faux ongles & vernis permanent chez Annah fashion 🌺 Merci beaucoup ma belle cliente 😍🙏✨ Lieu ambolomadinika entre...
27/05/2024

🌺 pose Faux ongles & vernis permanent chez Annah fashion 🌺

Merci beaucoup ma belle cliente 😍🙏

✨ Lieu ambolomadinika entre aigle d'or et 3 chemins lalambaovao tanambao 5
✨ Contact : 0347951544

26/05/2024

🥰Bonne fête à nous les maman 🥰

🌺 Natte colle 🌺 Merci beaucoup ma belle cliente 🙏😘 ✨ Salon ouvert 8h à 17h (lundi au samedi)✨ Lieu ambolomadinika entre ...
24/05/2024

🌺 Natte colle 🌺

Merci beaucoup ma belle cliente 🙏😘

✨ Salon ouvert 8h à 17h (lundi au samedi)
✨ Lieu ambolomadinika entre aigle d'or et 3 chemins lalambaovao tanambao 5
✨ Contact : 0347951544

Salama daholo 😊  !! ✨Manomboka amaraigna vendredi 24 Mai  prix cadeau fête de mère ato amin'ny Annah fashion 🎁 🤗🥰, izany...
23/05/2024

Salama daholo 😊 !!

✨Manomboka amaraigna vendredi 24 Mai prix cadeau fête de mère ato amin'ny Annah fashion 🎁 🤗🥰, izany hoe rehefa mitaly :
🌺 Maventy : 10 000 ar
🌺Antoniny : 15 000ar
🌺Madinika: 20 000 ar
🌺 Madinika be : 30 000ar
Tsy magnisa postiche fa arakaraka avitesany ( prix modèle jiaby)

Nb: prix main d'oeuvre jusqu'à fin du mois ( mai)

Address

Ambolomadinika

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Annah fashion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share