15/03/2025
Mila manja2 ve enao?🥰
Hamonjy lanonana na andro manokana?🥰
Eto zahay hanome fahafahampo ho anao☺️👌
Sady efa amanana traik'efa😍
👉Maro no efa afa-po💥
Ho antsika eto Ambositra, manao ny asa mahakasika ny fokolona endrika (maquillage, make-up) izahay, Antsoy izahay am andro malazanao sady afaka manatona anao any an-tranonao🙏🏃
Antsoy izahay @
034 84 739 42
na 034 28 885 42