20/07/2025
Coucou les fashionistes
Iza no itondrana voandalana ô!?? Misy jeu Ary ti ho ataotsika ra te ahazo voandalana ianao
-Ampiakaritsika 5k n'y page izany oe rehefa Tonga 5k de atao ny fisariana
Conditions de jeu
-Abonneo n'y page
-Mentionneo namana 5 ao is'abonne ny page
-Partageo en mode public ny Publication
-Partageo samy afa
Olona 2 n'y ho sariana a! Oui olona 2 bé zao no maazo Ilay voandalana
les fashionistes