HAY TECH Global

HAY TECH Global Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from HAY TECH Global, Accessories, Immeuble Tia taloha box 2-40 1ere etage, Analakely.

🎉🎉CACHE Appareil photo disponible         Arovy ny camera anao mba tsy ho kiaka sy hisy vovoka🔥google pixel 2/2xl/3xl/4/...
13/10/2024

🎉🎉CACHE Appareil photo disponible
Arovy ny camera anao mba tsy ho kiaka sy hisy vovoka
🔥google pixel 2/2xl/3xl/4/4A 5G/4xl/5xl/5/6
🔥redmi note 7/7pro/note 8 pro/note 8/note 9 pro/note 10/note 10 pro/note 11 pro/note 12/note 12 pro 4G/note 11 pro 4G/note 11 pro 5G
🔥itel s15
🔥infinix hot 10/hot 10i
🔥tecno spark 6/spark 7
Tsy misy effet ratsy am apn fa vao maika manazava azy tsara😊😊
ANALAKELY apitan parking institut d’hygiène 1 er etage box 2-40 no misy anay
0348698222
Livraison Tana et province

06/10/2024

Cache ecran vitre incassable
KING KONG
Dispo h an’i 🍏 IPHON rehetra
(Misy ho an’ny marque hafa sasantsasany ihany koa)
👉Matevina tsara sady tsy mora vaky ny sisiny
👉Mahafeno tsara ny ecran iray manontolo
👉Mahafinaritra be ny mampiasa azy :misosa tsara ny ecran
Andramo anie fa ho afa -po tanteraka ianao

Toerana ANALAKELY apitan’ny parking institut d’hygiène ao am 1er etage box 2-40
0348698222

Tongasoa daholo ianareo rehetra. Mirary ny soa sy ny tsara indrindra.Tinah Raj, Manou Xena Rmk, Martha Martha, Nathan Jr...
02/10/2024

Tongasoa daholo ianareo rehetra. Mirary ny soa sy ny tsara indrindra.

Tinah Raj, Manou Xena Rmk, Martha Martha, Nathan Jr. R'zou, Narindra Fenohaja Fandriana, Eliot Fidelice, Rico Adn, Rtz Aaron Emilio, Andrianarisaina Herry Radonandrasana, Nasata Maholy, Robert Mignon Rabary, Andrî Frédériçk, Toavina Nomenjanahary, Tina Sandrine Andriamanarivo, Al Ruth, Avotra Randriamananjara Dit Title, Andrytan Rajoel'son, Bonalah Ranto, Tolojanahary Georges, Setramihamina Gabriel Johana, Ha Ja, Rebel Alkaline, Freddy Francisco, El'sezar Adonysse, Lebon Windie Stephania, Joel'sky Sergio, Isanah Loharano, Heri Safidy, Jacquie Rasolofo, Hasina Mampionona, Fàa Bie, Onivienne Rayade, 役多輪 葉 彩あ, Ma Loumina Shoan, Mamitiana Claudia, Rafeno Manana, Winoc Nøc, Kamardine Ibrahim, Marie Jeanne Anità, Richinah Rihana, Gerard Andriamanaja, Bertrand Razafimahatratra, Hanitra Ramef, Van Rutch, Aina Ramaroson, Cristina Noeline, Pumęr Sųbmīny, Tiantsoa Yersin, Fënü Räk Tsöträ Fötsïn, Cristinah la Faullie

🎧🎧Ho antsika tia mampiasa ecouteurManana ireto koa izahay hanamora ny fampiasanao azy  ➡️adapteur jack to lightning(ipho...
25/09/2024

🎧🎧Ho antsika tia mampiasa ecouteur
Manana ireto koa izahay hanamora ny fampiasanao azy
➡️adapteur jack to lightning(iphon) 15.000ar
➡️adapteur jack to type C 10.000ar

ORIGINAL hatrany👍👍
🏢Analakely apitan’ ny parking institut d’hygiène (trano mavo 1er etage box 2/40)

0348698222

Pop socket Flamingo 🦩🦩🦩  Ilay haingona telephone tsara kelyMety tsara indrindra ho an ‘mpijery film am telephone 😁😊Vidin...
25/09/2024

Pop socket Flamingo 🦩🦩🦩
Ilay haingona telephone tsara kely
Mety tsara indrindra ho an ‘mpijery film am telephone 😁😊
Vidiny 10.000ar monja

ANALAKELY apitan’ny parking institut d’hygiène (trano mavo 1 er etage box 2-40)
Afaka manao livraison eto Madagasikara

0348698222

Ho avy zao ny orana 🌨☔️Ilaina foana ity na tsy vacance aza  💦Housse water proof miaro ny telephone tsy ho lena 💦afaka an...
25/09/2024

Ho avy zao ny orana 🌨☔️
Ilaina foana ity na tsy vacance aza
💦Housse water proof miaro ny telephone tsy ho lena
💦afaka anaovana selfie ao anaty rano na piscine
💦tsy misy atahorana mihitsy fa tena miaro tanteraka sady afaka kitihina eo ivelany ny ecran anao
Tongava ary eo ANALAKELY apitan’ ny parking institut d’hygiène 1ere etage box 2-40

Manao livraison koa izahay
0348698222

Prix 10.000ar

🎉🎉Ity ary ilay tadiavinareo oh!!   Cache appareil photo ityIlay manova endrika azy➡️➡️iphon x/xs lasa iphon 11 pro➡️➡️ip...
25/09/2024

🎉🎉Ity ary ilay tadiavinareo oh!!
Cache appareil photo ity
Ilay manova endrika azy
➡️➡️iphon x/xs lasa iphon 11 pro
➡️➡️iphon ds max lasa iphon 11 pro max
Izany oe miova tanteraka mihitsy na ny housse ampiasainao ary fa tsy mety intsony ilay teo aloha
N.B tsy misy effet am camera sady tsy manova ninoninona am sary

Couleur blanc na noir ihany no misy
🏢ANALAKELY apitan’ny parking institut d’hygiène 1er etage box 2-40

Manao livraison ihany koa
0348698222

💜  Misaotra sy mankasitraka 🩷
24/09/2024

💜 Misaotra sy mankasitraka 🩷

Ity indray vaovao be🔥🔥  Housse tablette avec clavier QwertyMety tsara hiasana na ho an’ny olon-dehibe na ny ankizy aza :...
18/09/2024

Ity indray vaovao be🔥🔥
Housse tablette avec clavier Qwerty
Mety tsara hiasana na ho an’ny olon-dehibe na ny ankizy aza :

➡️7’’ 25.000ar
➡️10’’ 40.000ar

Afaka manome prix de gros izahay
Toerana:🏢ANALAKELY apitan’ny parking institut d’hygiène 1ere etage box 2-40

Manao livraison ihany koa manerana an’i Madagasikara
0348698222

Address

Immeuble Tia Taloha Box 2-40 1ere Etage
Analakely
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 05:00
Tuesday 08:30 - 05:00
Wednesday 08:30 - 05:00
Thursday 08:30 - 05:00
Friday 08:30 - 05:00
Saturday 08:30 - 05:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HAY TECH Global posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category