Alaik'io

Alaik'io Ma Vie, Mon Style 🥀

Volana Jona, volan'ny ankizy !!! 🥰🥳Motif spécial ho an'ny ankizy indray no hozarainay   Volana Jona ity : 🎮 Jeux 🦄 Dessi...
05/06/2026

Volana Jona, volan'ny ankizy !!! 🥰🥳
Motif spécial ho an'ny ankizy indray no hozarainay Volana Jona ity :
🎮 Jeux
🦄 Dessins animés
🎀 Personnalisation .. Sans
Safidio ary izay tinao ary afaka manao commande manokana ao @ mp ianao.

🚴‍♀️ Livraison à partir de 3.000ar
'crew

Hey 😁 elaela izay 😌Mbola mitohy foana ny asa na de tsy de heno ary tato ho ato 🥰Aza misalasla mandefa commande anh 🥰Alai...
20/04/2026

Hey 😁 elaela izay 😌
Mbola mitohy foana ny asa na de tsy de heno ary tato ho ato 🥰
Aza misalasla mandefa commande anh 🥰

Alaik'crew 🥰

30/03/2026

Plusieurs kilomètres parcourus...nous voilà à Dubaï 🥰🥳🥳
Nous avons franchi un grand étape grâce à vous 🥰
Encore merci pour votre confiance 💙

Alaik'crew 🥰

Encore merci pour votre commande 🥰❤️
23/03/2026

Encore merci pour votre commande 🥰❤️

17/03/2026

Business is business 🥲😂

Cliente satisfaite 🥰Transformez vos idées en bracelets avec Alaik'io 🥰
16/03/2026

Cliente satisfaite 🥰
Transformez vos idées en bracelets avec Alaik'io 🥰

Faly izahay rehefa afa-po ianareo 🥰  🥰
12/03/2026

Faly izahay rehefa afa-po ianareo 🥰
🥰

Articles dispo de suite ☺️🤗Safidio izay tinao ary enjikenjeo fa vitsy sisa ny ato anh 😁Afaka manao commande raha ohatra ...
06/03/2026

Articles dispo de suite ☺️🤗
Safidio izay tinao ary enjikenjeo fa vitsy sisa ny ato anh 😁
Afaka manao commande raha ohatra ka efa lasa ny motif tinao. 2 à 5 jours ny durée de fabrication ary à partir de 3.000ar 🥰

Livraison à partir de 3.000ar🚴‍♀️
Alefaso dien'izao ary ny commande-nao eee 🥰

Merci pour votre confiance 🥰N'hésitez pas à nous écrire pour passer une commande ☺️
03/03/2026

Merci pour votre confiance 🥰
N'hésitez pas à nous écrire pour passer une commande ☺️

Ary toa lasa any an-dafy daoly hoa ny olona e 🥱🇲🇬🇲🇬 Ary enao rovina no handeha ?😏🇲🇬🇲🇬Mandra-piandry an'le Visa ary lo de...
02/03/2026

Ary toa lasa any an-dafy daoly hoa ny olona e 🥱🇲🇬🇲🇬 Ary enao rovina no handeha ?😏🇲🇬🇲🇬
Mandra-piandry an'le Visa ary lo de ity misy souvenir e😊
Bracelet motif Aloalo 🤩🤩
Couleur disponible : Beige, marron
Prix unitaire : 10.000ar😱😱
Livraison possible à partir de 3.000ar 🚴‍♀️
Alaik'crew 🥰

Address

Antananarivo
Andoharanofotsy

Opening Hours

Monday 08:00 - 14:00
Tuesday 08:00 - 14:00
Wednesday 08:00 - 14:00
Thursday 08:00 - 14:00
Friday 08:00 - 14:00
Saturday 08:00 - 23:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Alaik'io posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share