M' Iando Shoes

M' Iando Shoes ✨ M'Iando Shoes, Des chaussures de qualité au meilleur prix.📍 Livraison disponible partout à Madagascar
(2)

👋bonjour✨Efa miamafana ny andro👣 kapakapa kely mahafatifaty 👉7000ar mandefa a gros 🛵livraison tana a province
28/08/2026

👋bonjour
✨Efa miamafana ny andro
👣 kapakapa kely mahafatifaty
👉7000ar mandefa a gros
🛵livraison tana a province

cc! daholy🤗✨ andao tsika anadio👌💥ataoko mora be💞
26/08/2026

cc! daholy🤗
✨ andao tsika anadio👌
💥ataoko mora be💞

26/08/2026

Jéhovah no fahazavana ho ahy! Raha Andriamanitra no momba ahy Iza no hahatohitra ahy ,Amen 🙏🙏

22/08/2026

🙏 TENIN’ANDRIAMANITRA HO ANIO

“Matokia an’i Jehovah amin’ny fonao rehetra, fa aza miankina amin’ny fahalalanao.”
— Ohabolana 3:5 🤍

✨ Na sarotra aza ny lalana, matokia an’Andriamanitra. Izy mahalala izay tsara indrindra ho anao.

🌿 Apetraho Aminy ny fitokisanao, dia ho tarihiny ny dianao.

21/08/2026

Boost gratuit ✨
Alefao am com's pagenao ho hitan'ny hafa de ndao ifanampy

✨jerenareo anie e!!!🤔🎁tena oe manjakely 💞👣 friperie sans défaut👌
19/08/2026

✨jerenareo anie e!!!🤔
🎁tena oe manjakely 💞
👣 friperie sans défaut👌

🤗arrivage mamy kely reto a!!!friperie bon état 💞 💥 livraison disponible tana province ✨Mp ary sao tara !
19/08/2026

🤗arrivage mamy kely reto a!!!
friperie bon état 💞
💥 livraison disponible tana province
✨Mp ary sao tara !

16/08/2026

Boost page gratuit
Alefaso ao am coms ny Pagenao de ndao ifanampy😊!!!

MATOTOA TAO AMBOHIDRATRIMO Tamin'ny taona 2020 no niseho ny tantara. Avy aty Fianarantsoa aho no handeha hanao vankasy a...
13/08/2026

MATOTOA TAO AMBOHIDRATRIMO

Tamin'ny taona 2020 no niseho ny tantara. Avy aty Fianarantsoa aho no handeha hanao vankasy any amin'ny dadafara ao Tanà. Marihiko kely fa io tanàna nipetrahan'zareo io dia tanàna mifefy Tamboho lehibe Ary tena toerana malalaka.
Misy trano roa ao, izay impetrahan'zareo ny iray kelikely.
Ry dadafara ao ambany ary ny rafozany sy ny zandrin'ny nenifara no mipetraka ao ambony. Io rafozan'ny dadafara io moa no mpiambina Ilay tanàna ka nahazo trano ao ry zareo. Zay no antony ipetrahan'izy rehetra ao. Ilay trano lehibe iray kosa indray dia trano tsara rafitra izy Ary Mbola tsy vita tanteraka saingy efa nipetrahan'ny tompony Ary tao zareo no namita azy saingy indrisy.
Efatra mianaka izy ireo no nipetraka tao, Ary Ilay renimpianakaviana dia Maty tao, hotran'ny hoe tapaka lalandrà izy zai fa lanin'ilay rangahy tany @ Casino hono ny vola saika hamitana Ilay trano. Efa haniraka Ilay mpiasa Ilay ramatoa vao nahatsikaritra fa tsy nisy tao intsony Ilay vola ka niantso an'ilay rangahy izy. Vao nahare izany anefa izy dia indro fa tsy nahatsiaro tena, Ary Maty moa no niafarany.
Rehefa vita ny fandevenana dia lasa ani ivelani ny zanany roa fa Ilay rangahy kosa no nijanona nipetraka irery tao. Io rangahy io moa dia manana namana vahiny sy olona avy ani amin'ny sisiny ireny, ka misy fotoana rehefa Tonga ao ireo olona ireo dia ampihetsehina tromba Ilay rangahy, efa misy toerana fanaovana an'izay ao anjaridaina. Misy hazo lehibe zai ao mifatotra lambamena Ary feno vola vy madinika ireny ka eo zareo no manao azy. Nandeha ny fotoana maromaro ka nanambady hafa Ilay rangahy, Ary Téo no nanomboka ny Zavatra hafahafa.
Isakalina dia misy manankorontana izy reo, misy mibata any antokotany ramatoa, misy manakenda rangahy. Hany ka tsy nipetraka tao intsony izy ireo fa Ilay mpiambina sy ry dadafara sisa no tao miambina Ilay tanàna fa zareo nifindra trano.
Diavolana ni Andro t@ Zay ka hitan'ilay mpiambiny mijoro eo anjorotrano eo antokotany Ilay ramatoa. Nantsoiny Ilay mp

💜 MINO IZANY VA IANAO?📖 Voasoratra hoe: "Ary matoky indrindra aho fa Izay nanomboka asa tsara ao anatinareo no hahatante...
10/08/2026

💜 MINO IZANY VA IANAO?

📖 Voasoratra hoe: "Ary matoky indrindra aho fa Izay nanomboka asa tsara ao anatinareo no hahatanteraka izany mandra-pihavin'ny andron'i Jesoa Kristy." (Filipiana 1:6)
.. Mino amin'ny fonao sy ny sainao rehetra va ianao fa mbola hahatanteraka asa tsara ao aminao Andriamanitra?
.. Mino va ianao fa tsy very maina ireo ezaka nataonao, na nisy fotoana aza nahatsapanao fahakiviana?
.. Mino va ianao fa tsy ny toerana misy anao ankehitriny no mamaritra ny toerana hitondran'Andriamanitra anao?
.. Mino va ianao fa afaka manomboka asa tsara ao amin'ny olona iray Andriamanitra, na dia mbola maro aza ny fahalemena sy ny ratra ao aminy?
.. Ary rehefa misy milaza aminao hoe: "Tsy ho vitanao izany", mino va ianao fa Ilay nanomboka ny asa no hahatanteraka izany hatramin'ny farany?

🙏 Hotahin'i Jesoa.

Address

Lot MB 103
Andoharanofotsy
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M' Iando Shoes posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share