AT Vente en ligne

AT Vente en ligne Bienvenue dans notre boutique en ligne 🛍️
Mode, beauté & accessoires sélectionnés avec soin 🌺
Ton style,ton choix,ton sourire 🥰
Commandes en DM ✉️

Amin'ny maha client fidèle azy dia nalefanay mialoha Mbola tsisy acompte ny commande - any🤣🤣Misaotra fona @ fahatokisana...
02/05/2026

Amin'ny maha client fidèle azy dia nalefanay mialoha Mbola tsisy acompte ny commande - any🤣🤣
Misaotra fona @ fahatokisana eh❤️

Aza adino m-s'abonner @ page , andefaso hafatra miafina Raha misy article mahaliana anao🥰

Hijery fotsiny sa hividy? 😉Ity akanjo ity no ahalasa  STAR anao eny andalana enyStock limité fa aza tara anh🤣🤣📩 Commande...
28/04/2026

Hijery fotsiny sa hividy? 😉
Ity akanjo ity no ahalasa STAR anao eny andalana eny
Stock limité fa aza tara anh🤣🤣
📩 Commande en message privé

Ay Kay izay ity tononkirana ity 😅🥰🇲🇬❤️Djarina banou (Ejema)Djarinako zay ZagnaharyNatokisako eky e e eZazavavy nalemy fa...
09/04/2026

Ay Kay izay ity tononkirana ity 😅🥰

🇲🇬❤️Djarina banou (Ejema)

Djarinako zay Zagnahary
Natokisako eky e e e
Zazavavy nalemy fagnahy e
No niavaka e e e e
Herin-taogno sy tsôta fanjava e
Vangiridagna e e e e
Nifampivoady ho rano sy vary e
Ka tsy hifagnary e

‘Nifagnaraka tsara zalahy e
Disadisa tsisy e e e
Fiaignanay roa nandritrign’izegny e
Hafaliagna foagna e e e
Fikasagna antsika olombelo ô
Zagnahary mandahatra e
Tampoko regny amin’olo avy tagny e
Nanambady i Djary e

Ieeee ia ! (Ô ieee !)
Ieeee ia ! (Namako ô !)
Ah malala e, e e ia ô !
Tampoko,ô ô ô ia !
Sao anao mihevitra atsiah,
Inganao ka hivarilavo ô
Tsy mampagnino ô ô ô
Tantiko ô ô ia

Ranomaso nameno "mouchoir" e
Valin-kasambarako ô
Hangomagna tsy roa aman-tagny e
No nihatra tamiko ô
Tsy ho hadignako koa izay lahy aby e
Enti-maty an-tany e e e
Timantimagna hanao mariazy e
Na veloma tsy azo ô

Sary indrana avy ao @ pejy

Joyeuses Pâques ! Que cette journée t’apporte beaucoup de joie, de chocolat et de beaux moments en famille 🌸🐰🍫
05/04/2026

Joyeuses Pâques ! Que cette journée t’apporte beaucoup de joie, de chocolat et de beaux moments en famille 🌸🐰🍫

03/04/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Myrja Ramia, Randrianarison Gilbert Tsimifira, Raharivony Prisca

✨ Commande vita tamim-pitiavana 🤍Faly izahay manolotra anareo ireto poketra rafia vita tanana ireto 👜🌿Asa tanana Malagas...
27/03/2026

✨ Commande vita tamim-pitiavana 🤍
Faly izahay manolotra anareo ireto poketra rafia vita tanana ireto 👜🌿
Asa tanana Malagasy, voakajy tsara, ary natao hanampy hatsarana sy hakanton’ny andavan'andronareo.
✔️ Vita tanana
✔️ Endrika miavaka
✔️ Mety amin’ny fivoahana sy andavanandro
💌 Mankasitraka indrindra ny mpanjifa tamin’ny fitokisana
📩 Afaka mandefa hafatra raha te hanao commande koa ianao

Ity indray no malaza @ Zao 🤑Ahoana ny hevitra nareo ???Mirary soa dia araho tsy tapaka n'y pejy eh😘😘Sary indrana...
18/03/2026

Ity indray no malaza @ Zao 🤑

Ahoana ny hevitra nareo ???

Mirary soa dia araho tsy tapaka n'y pejy eh😘😘

Sary indrana...

18/03/2026

Mi-leka leka daholo izy mianakavy mahita an'ilay EMIBA maharesy🤣🤣
Izay mpankafy smatchin ihany no maharaka

Bonne fête du 8 Mars à toutes les femmes dynamiques et courageuses
08/03/2026

Bonne fête du 8 Mars à toutes les femmes dynamiques et courageuses

10/02/2026

TOAMASINA 🫂

Efa misokatra ireo site d'hébergement eto Toamasina.

👉 Firaisana ambodimanga: Epp 1904
👉 Firaisana Anjoma : Foyer social canada
👉 Firaisana Morarano : Epp Zoto
👉 Firaisana Ankirihiry : Epp ambohijafy / Epp Analamboanio / Lycée FJKM Ziona / Salle d'oeuvre Saint Thérèse
👉 Firaisana Tanambao V : CJST / Sacre cœur
☎️ Urgence ra mila vonjy 930

Mankahery antsika jiaby

Address

Tsimbazaza
Ankadimbahoaka

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AT Vente en ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share