Pejy Ny Zazakely

Pejy Ny Zazakely Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pejy Ny Zazakely, Baby Goods/Kids Goods, Antananarivo.

👶 ARTICLE POUR BEBE🤰
LIEU :Anosy tsena alakamisy trano mavo be (box 126,127 RDC tsy miakatra tohatra)🤰
Repère : Ampitany sénat sy ampitany arrêt bus anosy
🕧Horaires d'ouverture du lundi au samedi 8h30 à 16h30
☎️0341048291☎️

✨ Indraindray, ny olona kely indrindra no mitondra hafaliana lehibe indrindra eo amin'ny fiainantsika. 👶❤️
12/07/2026

✨ Indraindray, ny olona kely indrindra no mitondra hafaliana lehibe indrindra eo amin'ny fiainantsika. 👶❤️

🌸 Ataovy jejo Kely ny Zaza ry maman ah🌸Efa manana ve nareo sa vo ijery mihitsy ?😍
09/07/2026

🌸 Ataovy jejo Kely ny Zaza ry maman ah🌸
Efa manana ve nareo sa vo ijery mihitsy ?😍

Ny andro nahaterahan'ny zanako no andro nahafinaritra sy nahagaga indrindra teo amin'ny fiainako. ❤️👶Tamin'io andro io n...
07/07/2026

Ny andro nahaterahan'ny zanako no andro nahafinaritra sy nahagaga indrindra teo amin'ny fiainako. ❤️👶
Tamin'io andro io no nahatakarako ny tena dikan'ny fitiavana tsy misy fepetra, ary nanomboka teo dia ny tsikiny no fahasambarako, ny fihomehezany no heriko, ary izy no antony manosika ahy isan'andro. 🤍✨

🔥🍼 KIT SOIN BÉBÉ 13 PIÈCES PROMOTION BEUH 💵23000ar💵Raha taloha 32000arTsy maintsy ananan’i Maman tsirairay izy ity 👶💖Kit...
07/07/2026

🔥🍼 KIT SOIN BÉBÉ 13 PIÈCES PROMOTION BEUH 💵23000ar💵Raha taloha 32000ar

Tsy maintsy ananan’i Maman tsirairay izy ity 👶💖
Kit complet hanamorana ny fikarakarana azy isan’andro ✨
👉 Pratique • Complet • Indispensable hatramin’ny naissance!
✨ Ao anatiny daholo izay ilainao :
✔️ Aspirateur nasal – hanadio orona mora sy azo antoka
✔️ Brosse à cheveux + Peigne – malefaka ho an’ny lohan’i bébé
✔️ Brosse à dents – fikarakarana nify hatramin’ny kely
✔️ Thermomètre classique + Thermomètre de bain 🐸
✔️ Ciseaux (classique & tête ronde) + Lime à ongles
✔️ Pince à épiler
✔️ Cuillère médicaments + Compte-gouttes
✔️ Cuillère pour oreilles

🎀 Couleurs dispo : Rose 💗 | Bleu 💙 jaune 💛

📦 Miaraka amin’ny trousse mafatifaty mba hitahirizana azy tsara,tsy misy very intsony🥰
☎️0341048291☎️
Lieu Anosy tsena vaovao box 126,127 tsy miakatra tohatra 🤰

🌸 Alèse Imperméable pour Bébé 🌸💖 Ataovy maina sy mahazo aina foana ny zanakao, na mandritra ny torimaso na rehefa anolo ...
06/07/2026

🌸 Alèse Imperméable pour Bébé 🌸
💖 Ataovy maina sy mahazo aina foana ny zanakao, na mandritra ny torimaso na rehefa anolo azy
✨ Tombony: ✅ Miaro ny kidoro amin'ny p**i sy ny hamandoana. ✅ Malefaka sy mahazo aina ho an'ny hoditry ny zaza. ✅ Mora sasana ary azo ampiasaina imbetsaka. ✅ Mety amin'ny fandriana, poussette ary rehefa mandeha.
👶 Satria mendrika ny tsara indrindra ny zanakao. 💕
📍 Lieu : Anosy Tsena Alakamisy, trano mavo be ampitan'ny Sénat, Box 126 & 127 (tsy miakatra tohatra).
📞 Commande & renseignements : 034 10 482 91

"Tsy ny volamena na ny volafotsy no harena sarobidy indrindra eto an-tany, fa ny fitiavana lalina ananan'ny reny ho an'n...
04/07/2026

"Tsy ny volamena na ny volafotsy no harena sarobidy indrindra eto an-tany, fa ny fitiavana lalina ananan'ny reny ho an'ny zanany 🥰🌸

Tétine à sucette avec attache 💙 Fampanginana Zaza no mapitony azy💵10000ar💵Lieu: Anosy tsena alakamisy box 126,127 tsy mi...
03/07/2026

Tétine à sucette avec attache 💙
Fampanginana Zaza no mapitony azy
💵10000ar💵
Lieu: Anosy tsena alakamisy box 126,127 tsy miakatra tohatra 🤰 RDC
☎️0341048291☎️

💙💙Ito ndray misy Sisiisouuu Kely💙💙Zaza anareo ve efa manana?
01/07/2026

💙💙Ito ndray misy Sisiisouuu Kely💙💙
Zaza anareo ve efa manana?

🎁 Fanomezana tsara indrindra 🥰🎁
29/06/2026

🎁 Fanomezana tsara indrindra 🥰🎁

Asio ronono akie Ilay biberon maman ah😁Fa mbola tsy mivarotra ronono aloha zahay fa biberon en verre no misy 🍼Azo ampang...
29/06/2026

Asio ronono akie Ilay biberon maman ah😁
Fa mbola tsy mivarotra ronono aloha zahay fa biberon en verre no misy 🍼
Azo ampangotrahina no mora ampiasaina
Fatrany 260ml
💵10000ar💵
Lieu:Anosy tsena alakamisy trano mavo be ampitany sénat box 126,127 tsy miakatra tohatra 🤰
☎️0341048291☎️

Address

Antananarivo

Telephone

+261341048291

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pejy Ny Zazakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share