Novababy - Ho an'ny zazakely sy ny ankizy

Novababy - Ho an'ny zazakely sy ny ankizy "Ho an'ny zazakely sy ny akizy, safidy tsara indrindra"
NIF STAT
💗Abonnez-vous et trouvez-y votre coup de cœur

Tokony hatao mafana tsara foana n'y zaza amin'izao mangatsika izao 😊Ireto misy article tsara sady mafana 😍👶 mirary ny pr...
09/06/2026

Tokony hatao mafana tsara foana n'y zaza amin'izao mangatsika izao 😊
Ireto misy article tsara sady mafana 😍👶 mirary ny prix😱😱 ,
Itanao ato amin'ny boutique 👶
Aza tara manjifa ary 😊

🌟ARRIVAGE O🥰BOTTINES ANKIZY VAOVAO 🌟👧🧒 Ho an'ny akizy na lahy na vavy📏 Pointure : 26 ka hatramin'ny 32🎨 Loko misy : Rose...
09/06/2026

🌟ARRIVAGE O🥰BOTTINES ANKIZY VAOVAO 🌟

👧🧒 Ho an'ny akizy na lahy na vavy
📏 Pointure : 26 ka hatramin'ny 32
🎨 Loko misy : Rose sy Camel/Marron
✅ Mafy sy mateza
✅ Mety tsara amin ririnina
✅ Lamody kely sy mampahazo aina
🌷 Prix cadeau be : 35 000ar
🛵 Livraison gratuite😯 oui Gratuite livraison 🥰😘

📩 Ataovy anaty mp ny commande-nao na mangataha fanazavana fanampiny.
⚡ Vitsivitsy ny stock fa aza tara ary an 🥰😘

🇲🇬

Arrivage mamy kely 😍Ho anareo izay Mbola tsy nahazo😊Tongava fa maro isafidianana ato 💖🌺Ato amin 'n'y boutique 😊Afaka mid...
06/06/2026

Arrivage mamy kely 😍
Ho anareo izay Mbola tsy nahazo😊
Tongava fa maro isafidianana ato 💖🌺
Ato amin 'n'y boutique 😊
Afaka miditra mp ihany koa

Tonga indray ireto accessoire indispensable hoan'ny zazakely ireto 👶🌸🍼 Kit soin bébé complet🍼 Seringue Nasale hoan'ny za...
05/06/2026

Tonga indray ireto accessoire indispensable hoan'ny zazakely ireto 👶🌸
🍼 Kit soin bébé complet
🍼 Seringue Nasale hoan'ny zaza
🍼 Attaché succete tsara kalitao
Ho anareo izay Mbola tsy nahazo, araraoty ary e 😊😍
Afaka miditra mp avy hatrany

🌸 Ensemble enfants fille disponibles🌺Offrez à la petite princesse un look adorable et confortable avec nos magnifiques e...
04/06/2026

🌸 Ensemble enfants fille disponibles🌺
Offrez à la petite princesse un look adorable et confortable avec nos magnifiques ensemble coloré 🌼🌸
👕 T-shirt doux et agréable à porter
🩳 Short léger et confortable
🌺 Modèle tendance avec le personnage préféré des enfants
📏 Plusieurs taille disponible

❤️ Parfaits pour les sorties, la maison ou les vacances
Disponible ato amin'ny boutique

👶 Chaussure bébé disponible 👶O-6mois . 6mois à 12mois Mampahazo aina, malefaka ary tena mafatifaty 😍Misy modèle s'y coul...
27/05/2026

👶 Chaussure bébé disponible 👶
O-6mois . 6mois à 12mois
Mampahazo aina, malefaka ary tena mafatifaty 😍
Misy modèle s'y couleur afaka isafidianana hoan'ny zazalahy kely sy vavy kely 💙🩷
✔️ Tsara kalitao
✔️ Mety amin 'n'y zazakely vao teraka na mihoatra
✔️Prix adorable
Aza misalasala ary miditra mp avy hatrany 😊

21/05/2026
Izahay ato amin' ny tranombarotra  Novababy dia Vonona foana n'y hanome n'y tsara ho anareo reny hiteraka a 😊😊❤️Aza misa...
21/05/2026

Izahay ato amin' ny tranombarotra Novababy dia Vonona foana n'y hanome n'y tsara ho anareo reny hiteraka a 😊😊❤️
Aza misalasala manantona avy hatrany 😊
0345376378

Ataovy mafana tsara foana n'y zazakely amin'izao andro mangatsika izao ❤️😊Ireto misy mety aminao , afaka isafidianana ts...
20/05/2026

Ataovy mafana tsara foana n'y zazakely amin'izao andro mangatsika izao ❤️😊
Ireto misy mety aminao , afaka isafidianana tsara sady mafana s'y azo antoka, amin'ilay qualité 😱❤️💖
Aza tara ary manjifa ato aminay fa Vonona foana izahay n'y hanome n'y tsara indrindra hoan'ny zanako ❤️😱

Joyeuses Pâques 2026🙏❤️
05/04/2026

Joyeuses Pâques 2026🙏❤️

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Novababy - Ho an'ny zazakely sy ny ankizy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share