08/01/2026
🎹 PACK RYTHME GASY 1400 ISA - YAMAHA PSR SERIES 🎹
Te hanana feo matihanina sy hira mafana ve ianao amin'ny fampisehoana na ao an-trano? Efa vonona ny fonosana manokana ho anao
✅ Inona ny ao anatiny? Rythme Gasy 1400 isa (Salegy, Tsapiky, Kawitry, Slow, Kilalaka, sns...)
✅ Mety amin'ny inona? Mandeha tsara amin'ny: PSR-E453, E463, E473.
Optimisé ho an'ny: PSR-S (670, 770, 975...) sy PSR-SX (600, 700, 900)..
✅ Fandefasana: Haingana sy tsotra, alefa mivantana amin'ny WhatsApp na mail.
🎼 Avoahy ny tena herin'ny Yamaha PSR-nao! 🎼Mpikalo na mpitendry Yamaha PSR?🥁
👉🏾👉🏾 Ity ny vahaolana ho anao
💰 Prix 10.000Ariary au lieu de 20.000ariary nefa kalitao matihanina
Jereo ny kalitao miaraka amin'ny fiaraha-miasa amin'ny pejy ESDRas
👉 Andefaso hafatra izahay izao amin'nyo WhatsApp: [0342062327] na manorata mivantana amin'ny MP.