04/06/2026
Andao hizara ny GUIDE DES TAILLES aloha isika mba hahamora ny fisafidianana ny taille mety aminareo 🥰
Ampitahao amin'ny refy eo amin'ity tableau ity ny refinao mba ahitana ny taille mifanaraka aminao de tsy sahirana intsony isika amin'izay 😘
Raha misy mampisalasala dia eto foana zahay azo andefasana mp 🥰🥰😊
‼️Mbola misy disponible vitsivitsy Ilay pantalon an ❤️