DMC textile

DMC textile Fière du MADE IN MADA 🇲🇬

✅ Spécialiste en JOGGING et TEE-SHIRT OVERSIZED
✅ personnalisé ou vierge

Iza amin'ireo indray ary no tianareo e ? 🥰38 OOOAr no hanaovantsika azy amin'ity aloha  (prix de lancement) ‼️🏡 Itaosy c...
17/04/2026

Iza amin'ireo indray ary no tianareo e ? 🥰
38 OOOAr no hanaovantsika azy amin'ity aloha (prix de lancement) ‼️

🏡 Itaosy cité
☎️ 0341656418

Efa tonga ny blanc cassé tamin'ity tri-color ity , ilay bleu marine mbola miandry kely - 500grs ny hateviny Taille 1an à...
15/04/2026

Efa tonga ny blanc cassé tamin'ity tri-color ity , ilay bleu marine mbola miandry kely - 500grs ny hateviny

Taille 1an à 5XL afaka andraisana commande avokoa

🏡 Itaosy cité
☎️ 0341656418

Afaka atao loko hafa 🔴🟠🟡🟢🔵🟣  na tena ovaina mihitsy ilay modèle a ☺️1 an à 5XL foana ny antsika ‼️ Amin'iny semaine ho a...
14/04/2026

Afaka atao loko hafa 🔴🟠🟡🟢🔵🟣 na tena ovaina mihitsy ilay modèle a ☺️
1 an à 5XL foana ny antsika

‼️ Amin'iny semaine ho avy iny ho averina ilay promo/couleur fa aleo aloha hiomana kely hitady ilay grammage ambonimbony sy hanao devis dia alefa eto ihany ‼️

🏡 Itaosy cité
☎️ 0341656418

Mampiteny irery anah mihitsy ilay hatsiaka androany, grrr 🥶Fa sendra tadidiko hoe tamin'ny heritaona ohatr'izao ilay nan...
13/04/2026

Mampiteny irery anah mihitsy ilay hatsiaka androany, grrr 🥶

Fa sendra tadidiko hoe tamin'ny heritaona ohatr'izao ilay nanao challenge tamin'ny tenako manokana aho hoe izay modèle alefan'ny client eo dia tsy misy lavina fa na mbola tsy natao mihitsy aza dia étudié-na sy réalisé-na avokoa (jereo amin'ny sary tany aloha tany anie e) 😊
Sady naka , nanampy expérience no sahy ni-affirmer hoe styliste tokoa na dia natahotra aza 😬

Tsy hay izay miandry amin'ity hiver 2O26 ity fa efa spécialité nosafidiana ilay hoe Hoodies dia riatana foana izay tonga eo
Tairo alefaso ny sarin'ny modèle anareo ary e 😎



Tiens , ohatrany tentant bé ity modèle ity a⁉️ 😋🤤
04/04/2026

Tiens , ohatrany tentant bé ity modèle ity a⁉️ 😋🤤

28/03/2026

Tsara kosa ity design 1 ity e 😊
'zay modèle alefanareo eo vitanay daholo 😎🤌

Encore Joyeux Anniversaire 🥹 à l'humain le plus aimable du monde You mean too much for us 😍On t'aime beaucoup 😊🥰
21/03/2026

Encore Joyeux Anniversaire 🥹 à l'humain le plus aimable du monde
You mean too much for us 😍
On t'aime beaucoup 😊🥰

19/03/2026

Tena tsara loatra ilay design dia aleo mba hampilendalendaina ny hafa aloha 🤤☺️😏
Tonga dia MP raha efa manana ny design anao ihany koa ianao fa tsy mangala-tahaka 😅 (tsy manao an'io ho an'olona hafa izahay fa aza matahoatra, anao irery io )
🏡 Itaosy cité
☎️ 0341656418

Eny tompoko 😌 tsara ilay tissu jogging amin'ilay mibotsina tsara rehefa anaovana fa tsy malodaloda fa polycoton 😏 samy a...
14/03/2026

Eny tompoko 😌 tsara ilay tissu jogging amin'ilay mibotsina tsara rehefa anaovana fa tsy malodaloda fa polycoton 😏 samy amin'ny tiany eee 😊
Raha efa client dia mahita hoe niova ny couture ☺️

Nandalo sedra kely notefena mba ho tsaratsara kokoa tamin'iny herinandro lasa iny dia tsy henoheno fa "tonga indray agna...
13/03/2026

Nandalo sedra kely notefena mba ho tsaratsara kokoa tamin'iny herinandro lasa iny dia tsy henoheno fa "tonga indray agnay iii " 😂

Storytime kely kalongany 😁
Tsy ohatr'izao mihitsy ny design an'izy io fa tee-shirt vierge tsotra fotsiny dia finalement niantona tamin'ilay olona dia aleo fa soloina hoy aho taminy fa tsy maninona dia nanaovana vaovao lava kokoa izy.
Rehefa nojereko ilay izy dia ohatrany niainga teo ny inspiration, noesorina ny tanany navadika débardeur, dia nasiana sary lehibe. Ohatrany hafahafa be anefa hoe amboniny fotsiny dia tadidiko hoe mbola misy io tissu io dia nanaovana short "tsotsotra" afaka hikotranana fotsiny dia nasiana sary lehibe koa. Dia io ny résultat final 😏
Mbola tsy fantany fa ho ataoko surprise an'i pain-naka io hampazotoana hikotrana miaraka amin'ilay clash mivandravandra be ireo 😂 Et pour lui remercier de son encouragement, son soutien inconditionnel dans les moments difficiles, son admiration pour sa p'tite Vie , sa surprotection 😏

(PS : Aza mangataka amin'ny Tompo ahazo vehivavy mahay raha fa izaho tsy afaka ho vadinareo rehetra 🤣😂😂)

Hatramin'izao izaho dia manontany tena foana hoe inona ary no nahazo an'ity olona ity 🤭😂😅Mbola misy pièces maromaro ilay...
25/02/2026

Hatramin'izao izaho dia manontany tena foana hoe inona ary no nahazo an'ity olona ity 🤭😂😅
Mbola misy pièces maromaro ilay cargo liquidation en passant 😏☺️

Tsy hitako izay atao légende aloha androany 🤣Misaotra antsika foana isika angamba e 😂  une partie des travaux avant St V...
23/02/2026

Tsy hitako izay atao légende aloha androany 🤣
Misaotra antsika foana isika angamba e 😂
une partie des travaux avant St Val ireo fa izao indray vao malalaka mamoaka sary 😄☺️

Raha misy modèle tianareo réalisé-na dia aza misalasala mifampiresaka aminay ,na ianareo mitady atelier hanampy @ fananganana marque sns ... 🫡

Address

Antananarivo

Telephone

+261381818750

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DMC textile posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to DMC textile:

Share

Category