BeautéVerte’s Shop

BeautéVerte’s Shop Mode et accessoires de beauté

Vangonvago sy bracelet plaqué or.Misy Saphir cabochon ilay vangonvago.20.000 ar fotsiny ny iray.Modèle unique, seconde m...
03/03/2024

Vangonvago sy bracelet plaqué or.
Misy Saphir cabochon ilay vangonvago.
20.000 ar fotsiny ny iray.
Modèle unique, seconde main de France ❤️

Vernis manamafy hoho Hoan'ny olona malemy hoho, sady vernis no traitement.10.000 ar monja.
15/10/2023

Vernis manamafy hoho
Hoan'ny olona malemy hoho, sady vernis no traitement.
10.000 ar monja.

Salama tompoko.Vakio tsara😬. disponible de suite❤️Tsy Dia fahita firy, faux ongles     😱😱😱.Izany hoe tsy Mila colle, fa ...
14/10/2023

Salama tompoko.
Vakio tsara😬. disponible de suite❤️
Tsy Dia fahita firy, faux ongles 😱😱😱.
Izany hoe tsy Mila colle, fa Tonga dia apetaka amin'ny hoho Dia tsindrina Dia vita .
naturel, bé toy n'y hoho na pams🙈, classe tsara.

Mariage, amin'ny fety, andavanandro, hoan'ny olona maika. Vahaolana hoanao.
Qualité top. Tena ireo ihany indray no misy sao taraiky( 5 ihany)

Baume à lèvres sady afaka atao gloss. Na 5  taona aza tsy lany 😱Tsy mitovy ilay eny amin'ny sinoa fa d'origine de France...
13/10/2023

Baume à lèvres sady afaka atao gloss. Na 5 taona aza tsy lany 😱
Tsy mitovy ilay eny amin'ny sinoa fa d'origine de France.
Anaky 5 Fotsiny dispo sendra Misy tsy mahazo indray🥰. Dispo dans l'après midi❤️.
Efa dispo après midi daholo ihany koa ny parfum sy n'y lokomena😋😋.

Ireto ihany no lokomena dispo ( avy Any France daholo foana).N**e, marron, bordeaux, aubergine, fushia.15.000 ar seuleme...
12/10/2023

Ireto ihany no lokomena dispo ( avy Any France daholo foana).
N**e, marron, bordeaux, aubergine, fushia.
15.000 ar seulement Dia mahazo milamitsaina fa tsy mivoto ny molotra fa mahazo manao lokomena ampilamina❤️❤️.
Misy tenue tsara.

11/10/2023

Misy combi short 2ème main ato.ampiarahana amilay parfum izahay haka manao jp.alefako avy eo ny sary ato aminy commentaire

Demeliss, Fer a lisser Babyliss titanium, fer à boucles Babyliss, peigne a lisser silvercrest. Araraoty fa ts ahita toy ...
11/10/2023

Demeliss, Fer a lisser Babyliss titanium, fer à boucles Babyliss, peigne a lisser silvercrest.
Araraoty fa ts ahita toy itony intsony. Afaka hiasana . seconde main avokoa fa zara raha niasa.
Demeliss 200.000 ar😱
Babyliss titanium 150.000 ar
Fer à boucles 30.000 ar n'y iray( misy 3)
Peigne a lisser 40.000 ar.
Mandalo ireo .

 'ny   antsika azaAharabaina1. Avotriniana 141 réactions ( montre YVES Rocher)2. Florence Nirintsoa Jenny 109 réactions ...
11/10/2023

'ny antsika aza
Aharabaina
1. Avotriniana 141 réactions ( montre YVES Rocher)
2. Florence Nirintsoa Jenny 109 réactions ( collier argent,)
3. Aina Maharavo 92 rections (bracelet)
4. Pinthie Andria 90 réactions. ( Collier fantaisie)
Hisy foana n'y fianarana isakeri'andro fa aza miala amin'ny page ❤️❤️

Salama tompokoAza miala fa amaoka n'y valin'ny lalao isika avy eo, Iza avy ilay efatra ahazo cadeau. Dia hisy arrivage n...
11/10/2023

Salama tompoko
Aza miala fa amaoka n'y valin'ny lalao isika avy eo, Iza avy ilay efatra ahazo cadeau. Dia hisy arrivage n'a parfum s'y fond de teint koa avy an.
Bisous bisous 😘

CoucouMisy ireto coloration 100% naturel ireto.misy interresse ve azafady.mba midira mp anie.na miantso ny 034.51.734.66
10/10/2023

Coucou
Misy ireto coloration 100% naturel ireto.misy interresse ve azafady.mba midira mp anie.na miantso ny 034.51.734.66

Salama daholo vé o.Atombotsika amin'ny cadeau ny tontolo andro.Izay mahazo réaction betsaka indrindra no mahazo .1. Mont...
09/10/2023

Salama daholo vé o.
Atombotsika amin'ny cadeau ny tontolo andro.
Izay mahazo réaction betsaka indrindra no mahazo .
1. Montre vrai Yves Rocher

2. Collier en argent

3 bracelet en acier inoxydable

4. Collier fantaisie rouge.

Olona efatra no mahazo Dia ireo no filaharany( arakaraka n'y réaction).

Salama tompokoSondage kelyMisy Liana amin'ny article de mode sy accessoires de luxe avy any France vé ato?😍Ho sokafatsik...
07/10/2023

Salama tompoko
Sondage kely
Misy Liana amin'ny article de mode sy accessoires de luxe avy any France vé ato?😍
Ho sokafatsika ny beauté verte shop raha betsaka ny Liana.
Dia inona tena tinareo.
Parfum
Sac
Maquillage
Vêtements de marque
Sns....
Isika tsy manao zvaatra lafo bé izany fa amin'ny Antonony foana.

Address

Immeuble Eccova 1er étage
Antananarivo
101

Opening Hours

07:00 - 17:00

Telephone

+261345173466

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BeautéVerte’s Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to BeautéVerte’s Shop:

Share