DOUL KELY

DOUL KELY DOUL KELY STORE - Magasin en ligne de merveilles (pour vous apporter joie et paix)

Bonjour daholo, Ialana tsiny indrindra raha misy tsy maharay ny commandenareo ianareo ho an'ny androany sabotsy, izay ef...
16/08/2025

Bonjour daholo,
Ialana tsiny indrindra raha misy tsy maharay ny commandenareo ianareo ho an'ny androany sabotsy, izay efa voaray mialoha dia afaka atao androany, fa izay vao confirmer omaly dia amin'ny lundi daholo.

Ialana tsiny indrindra, mitohy hatrany anefa ny fandraisana commande ho an'ny livraison amin'ny lundi sy amin'ny herinandro

ARRIVAGES 👓📿 ⒸⓄⓇⒹⓄⓃ  ⓁⓊⓃⒺⓉⓉⒺⓈ 📿👓❤️Osez être stylé avec les cordons lunettes ✅Article disponibles de suite 🛍🔖Prix : 6.000...
11/08/2025

ARRIVAGES
👓📿 ⒸⓄⓇⒹⓄⓃ ⓁⓊⓃⒺⓉⓉⒺⓈ 📿👓

❤️Osez être stylé avec les cordons lunettes

✅Article disponibles de suite 🛍
🔖Prix : 6.000ar , si plus de 5 pièces (5.000ar)

📩Venez en Mp directe

📍 Récupération possible à ANDOHARANOFOTSY MANDRIMENA près ILO MARKET

🛍️ Livraison possible Tana et Province 📦

☎️ 🟢 034 79 989 71


📩Venez en Mp directe pour commander
Ou visiter notre 𝗕𝗼𝘂𝘁𝗶𝗾𝘂𝗲 directement

Coucouuu les manja 😍😘Manakory ny hatsiaka vao maraina sy harivariva any aminareo any ry zareo??? Avia daholo mijery mant...
22/07/2025

Coucouuu les manja 😍😘
Manakory ny hatsiaka vao maraina sy harivariva any aminareo any ry zareo??? Avia daholo mijery manteaux ato amin'i DOUL KELY aloha hamaranana an'ity ririnina ity ehh 🥶🥶🥶
à ry reto ahhh🙈🙈🙈
Ouiiiii,,,,, ❌❌❌20.000ar daholo❌❌❌ fa araraoty araraotyyyy 🤤🤤🤤
Sady tsara ireo no amin'ilay mafana Bee daholo,,, ho an'izay mitady jupe na short ihany koa mbola misy maromaro dispo ao fa alefaso ny mp 🥰🥰🥰
Bisouuuuuus be daholo 😘😘😘.

Coucouuu les Manja 😘😘😘Ireto daholo no mbola dispo ato amin'i DOUL KELY ary ohhhh 🥰🥰🥰 tout à 20.000ar 😱😱😱 ouiiii,,, 20.00...
18/07/2025

Coucouuu les Manja 😘😘😘
Ireto daholo no mbola dispo ato amin'i DOUL KELY ary ohhhh 🥰🥰🥰 tout à 20.000ar 😱😱😱 ouiiii,,, 20.000ar daholo fa anjara ao sisa no misafidy dia alefaso ny JP 🥰🥰🥰
Misy Live tsika afaka minitra vitsy eo fa anomakimana kely fotsiny zahay😘😘 aza miala alavitra an!!! À 14h ny fotoana😋😋😋 bisouuuuuus be daholoooo😘😘😘.

Bonjour Bonjour 😍😍😍Nanao ahoana ny week-end ry zareo?? 🙈🙈 Nahafinaritra e?? Zahay retonalahelo anareo ahh 🥹 Ho asian-tsi...
14/07/2025

Bonjour Bonjour 😍😍😍
Nanao ahoana ny week-end ry zareo?? 🙈🙈 Nahafinaritra e?? Zahay retonalahelo anareo ahh 🥹 Ho asian-tsika live ve androany sa ahoana hoy ianareo?? Sady mba miresadresaka kely ehhh 😍
Ho alefan-tsika 20.000ar daholo ireto manteaux manja bee iretoooo 😍😍😍 ouiiii daholo😱😱😱 mbola misy maromaro ao fa santionany fotsiny ireo amin'ny sary ireo🤤🤤 à ny fotoanan-tsika fa homano dieny izao ny Jp anareo😋😋😋
Mentionnéo ny namana ary dia aza adino ny partage ehhh 😘😘😘

Coucou daholo🥰🩷Ireto indray ny veste atsika sady amle tsara kalitao no aoka fotsiny🤩😋Misy karazany maro ny abehany fa az...
10/07/2025

Coucou daholo🥰🩷
Ireto indray ny veste atsika sady amle tsara kalitao no aoka fotsiny🤩😋
Misy karazany maro ny abehany fa aza misalasala manontany anay ato amin'ny mp na miantso ny 0387633851😋😍
Manao livraison any amin'ny faritra ihany koa izahay 🚲🛵

Coucou daholo malala isany🥰🤩🩷Mitady "jupe" izay tsy lany andro sy tena mampivoaka ny bikanao ve ianao? Tonga dia eto ny ...
07/07/2025

Coucou daholo malala isany🥰🤩🩷
Mitady "jupe" izay tsy lany andro sy tena mampivoaka ny bikanao ve ianao? Tonga dia eto ny valiny! Ireto ny "jupe" natao ho an'ireo vehivavy mahay misafidy sy te hiavaka.🥰
Mora entina, mora ampifanarahana amin'ny akanjo rehetra. Misy loko maro, safidio araka ny "style" anao. Tsy mila miezaka fa manja ho azy! ✨

Mamandria ankehitriny! Stock voafetra!

"Livraison" haingana sy serivisy mahafa-po! 🛵💖
Manasa antsika ary iditra mp malaky na tonga dia miantso ny 033 76 338 51 na ra anao récupération ianao dia eto Analakely en face TANA MEUBLE ny misy anay🥰

Omano ary e😊😍😍, afaka 15mn 🩷, JP JP JP BOMBAAA
03/07/2025

Omano ary e😊😍😍, afaka 15mn 🩷, JP JP JP BOMBAAA

Coucou daholo🤩🩷Afaka fotoana fohy   😋😋  🥰🙈Mety ho inona ary oh🤔🙈😁mba lazao ao amin'ny commentaire hoe😋Aza miala alavitra...
03/07/2025

Coucou daholo🤩🩷
Afaka fotoana fohy 😋😋
🥰🙈
Mety ho inona ary oh🤔🙈😁mba lazao ao amin'ny commentaire hoe😋
Aza miala alavitra fa efa kely sisa dia asao ny namana fa tena hoe oa🥰🩷
Bisous be taholo oh🩷👄

Coucouuuu daholo 😘😘❤️Elaela ve ohh??🥹 Andao ho asian-tsika liquidation goavana bee an'io hariva sady mba hiresadresaka f...
01/07/2025

Coucouuuu daholo 😘😘❤️
Elaela ve ohh??🥹 Andao ho asian-tsika liquidation goavana bee an'io hariva sady mba hiresadresaka fa malaelo be anareo izahay🥹❤️ prix cadeaux be mihitsy fa efa fantatray hoe izany izao no tadiavinareo amin'izao vita fety izao anie😁🙈
Efa vonona ato izahay fa à 18h ny fotoanan-tsika 🤩🤩🤩 Mentionnéo daholo ny namana dia aza hadino ny partage ahh😍 bisouuuuuus be daholo 😘😘❤️

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 14:00

Telephone

+261346790967

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DOUL KELY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to DOUL KELY:

Share