Mizara - Vente balle friperie

Mizara - Vente balle friperie 👉BALLE FRIPERIE by MIZARA - MIFANAMPY - MITOMBO
👉Mijery, mipaty dia mividy 😎
👉Ireto telo ireo no mitoetra : ny plaque, ny patiny ary ny chance.

Fa ny CHANCE no lehibe indrindra 😉

Inona kay ny b***e tena mahaliana anareo? 👉Europe sa chine kokoa? 👉Robe sa baby sa HHR sa crop sa inona? 💬Alefaso ao ami...
21/02/2026

Inona kay ny b***e tena mahaliana anareo?
👉Europe sa chine kokoa?
👉Robe sa baby sa HHR sa crop sa inona?

💬Alefaso ao amin’ny commentaire ary hoe

***e_friperie ***e_friperie

21/02/2026

Raha misy ny entana mahazaka live sy vente en ligne dia ity 🔥🥴

✅Balle européenne
✅Madio volo be tahak’izao hitanareo izao ny patiny 🤤

Environ 350 pièces any ho any
Manja rangah ka 🔥🔥

📌Mp avy hatrany izay liana
📌Afaka mijery mivantana : Ankatso ny toerana

***ecropblouse ***ecroptop ***efriperie

❌ Hatomboy amin’izay kely misy hoa ❌Nahafinaritra anay ny nihaona tamin’ity jeune couple avy eny Itaosy ity 🥹. Tonga nak...
20/02/2026

❌ Hatomboy amin’izay kely misy hoa ❌

Nahafinaritra anay ny nihaona tamin’ity jeune couple avy eny Itaosy ity 🥹. Tonga naka tsaikana crop blouse izy ireo, satria ny tsena any amin’ny toerana misy azy dia mbola tsy dia be olona, ary ny client tsy mahazaka entana lafo.

👉 Tsy nanana vola be ry zareo, fa 20.000 Ar no zakany, dia izay no natombony. Vonona hiketrika mafy izy ireo, ary rehefa mahazo tsena tsara kokoa dia mety haka lohany amin’ny b***e amin’izay 😉🔥.

💡 Izany no tena mahafinaritra: olona vao hi-lancer business no miresaka amintsika, ary izahay dia manome safidy mifanaraka amin’ny budget kely.

📍 Mbola misy vitsivitsy dispo amin’ilay palazzo novakiana sy ilay crop top.
👉 Tongava maka ny anjaranao, ary manomboka amin’izay kely misy, dia hitombo tsikelikely ny business-nao 🙌.

Mizara dia mifanampy eto foana mba hitomboan’ny rehetra e 😉🔥

20/02/2026

Tadidinareo ve ilay malazzo ( palazzo 😝🤣) tsy hay hay tao anatin’ilay b***e novakiako iny? Pantalon Thaï ny anaran’itony dia ity misy tuto kely amin’ny fanaovana azy.
Rehefa hividy azy izany dia hoe “hanaovany Thaï “ iray na hoe “manana thaï ve ianareo?” 🤣 ( rehefa tenenina tena ohatran’ny mahalatsaka be 🥴😝)

Hay kay tena mendrika azy kosa rangah ny maha b***e cream azy a 😎❤️.

Ny poziko… toa mieritreritra lalina be 😌Hay tena kely sisa dia hitovy lanja amiko mihitsy ny iray amin’ireto b***e ireto...
19/02/2026

Ny poziko… toa mieritreritra lalina be 😌
Hay tena kely sisa dia hitovy lanja amiko mihitsy ny iray amin’ireto b***e ireto 🫣
Za ity kay mavesatra ihany 🤭😝

Iray sisa no dispo amin’ireo b***e ireo! Crop blouse lion noir…. Cousine an’ilay GCC io ihany 😃.

Alefan-tsika prix dépôt raha misy sahy 😌😎

***e_friperie ***efriperie ***efriperie

18/02/2026

❌🔥𝙑𝘼𝙆𝙔 𝘽𝘼𝙇𝙇𝙀 𝙋𝘼𝙇𝘼𝙕𝙕𝙊 𝘾𝙍𝙀𝘼𝙈🔥❌

Plaque inona ary ity raha hainareo dia ohatrinona ny prix dépôt ? 🤣😝

***e ***efriperie ***ecrème ***eeuropéenne ***e_friperie

18/02/2026

Vidéo vaovao avy eo : admin mamaky b***e 🥴 dans 30 mn

Herinandro vaovao 🔥😍 Jereo- nareo ny santionany tao anatin’ilay b***e croppp 🥵Aleo aloha sary manjamanja no hanombohana ...
16/02/2026

Herinandro vaovao 🔥😍
Jereo- nareo ny santionany tao anatin’ilay b***e croppp 🥵
Aleo aloha sary manjamanja no hanombohana ny herinandro….

Mbola ho avy eo koa ilay namaky palazzo hozaraiko eto 😊

Bonne journée et bonne semaine jiabyyyy

***e_friperie ***ecropblouse ***efriperie

Ny St Valentin ako androany 🥴🥱 Namaky b***e ah dia inona ary ity novakiako ity raha hainareo 🙄…. esyyyy eee
14/02/2026

Ny St Valentin ako androany 🥴🥱
Namaky b***e ah dia inona ary ity novakiako ity raha hainareo 🙄….

esyyyy eee

13/02/2026

🔥 CROP BLOUSE - Lohany ho an’ireo kely budget! 🔥

Be dia be ianareo no nanontany hoe aiza no ahitana sy ahoana ny safidy.
👉 Raha tsy te haka singany fa te haka lohany amin’ilay b***e gony mavo novakiana iny, dia efa misy ho anareo!

💡 Ity safidy ity dia natao manokana ho an’ireo kely budget nefa mbola te hahazo entana tsara sy voafantina.

📍 Toerana: Akantso
✨ Taille XS à XL ao daholo
✨Ahitanao : crop top, crop chemise, off shoulder, haut cache-coeur … amin’ilay tian-tsika rehetra 🥵❤️

🙌 Safidy mangarahara sy mora ho an’ny rehetra 😎

➡️ Raha liana dia alefaso ao @ coms na DM, ary tongava maka ny lohany ho anao!

🙏 Misaotra amin’ny fahatokisana sy ny fandraisana anjara hatrany. Ny tanjona dia ny hanome safidy mifanaraka amin’ny filànareo rehetra 😉

Izay aloha ny hanombohan-tsika azy 😊

📞 0387615250

***e_friperie
***efriperie

12/02/2026

Ity ilay izy 😉🔥

Lasa ary tsika 🔥🥹😊😉
12/02/2026

Lasa ary tsika 🔥🥹😊😉

🔥Vokatry ny sondage 🔥PAGE VAOVAO

• 55,6 % no nilaza hoe aleo mamorona pejy vaovao ho an’ny varotra
• 44,4 % kosa no nilaza hoe mijanona eto amin’ny pejy Mizara - Mifanampy - Mitombo ihany.

Araka ny safidin’ny maro izany ary rehefa nandinika lalina koa izaho dia aleo manokatra pejy vaovao 😊

👉 Ity pejy ity dia hijanona ho toerana fifampizarana traikefa sy torohevitra mahakasika ny friperie sy ny manodidina.
Manjary takona koa ny fampianarana sy mifangaroaro raha asiana varotra fa aleo hijanona amin’izay efa antom-pisiany hatramin’izay 😊😉.

👉 Betsaka koa nefa ianareo no liana sy nanontany an’ilay hoe “manome lohany ve” sy hoe “mivarotra b***e ve ianareo?”. Dia aleo ny resaka varotra rehetra ato amin’ity pejy vaovao ity : Mizara - Vente b***e friperie 😊, amin’ny fomba mangarahara sy manaja ny soatoavina niandohana nahafantaranao ny page foana ihany feeling miainga ao saingy misy resaka varotra kokoa 😁.

Hatombokin-tsika @ kely aloha e, (mbola tsy mahazaka conteneur aloha 🤣) dia hita eo hoe manao ahoana.

🙏 Misaotra amin’ny fahatokisana sy ny fandraisana anjara reto fa tena nanampy be a 🥹.

Izaho ihany no ao amin’ilay pejy vaovao io, fa misy namana manampy ao ambadika 😉. Andriamanitra no hisaoran-tsika @ zavatra rehetra 🙏🏻.

Abonnez-vous alorsssss 😁😁😁

***efriperie

Address

Antananarivo
TANA101

Telephone

+261345946080

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mizara - Vente balle friperie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share