Jp Boutique Zaza kely

Jp Boutique Zaza kely Parce que bébé mérite le meilleur 💕
👶 Ensembles 5 pièces
📩 Disponible en MP

🧸 Kit complet ho an’ny bébé 💙Te hanana fitaovana feno sy madio ho an’ny zanakao ve ianao?Ity no vahaolana tsotra sy mora...
29/03/2026

🧸 Kit complet ho an’ny bébé 💙

Te hanana fitaovana feno sy madio ho an’ny zanakao ve ianao?
Ity no vahaolana tsotra sy mora ampiasaina 👶✨

✔️ Kalitao tsara
✔️ Tsara endrika & mora entina

💰 Prix : 22 000 Ar

📞 038 41 104 71
🚀 Aza miandry ela fa mety ho lany!

👶💤 Maman, matory tsara ve ny zazakelinao?Ho an’ny zaza 1–2 volana, tena zava-dehibe ny fananana fahazarana torimaso mila...
08/03/2026

👶💤 Maman, matory tsara ve ny zazakelinao?

Ho an’ny zaza 1–2 volana, tena zava-dehibe ny fananana fahazarana torimaso milamina. Rehefa voalamina tsara ny torimaso andro sy alina dia:

✨ milamina kokoa ny zaza
✨ mora matory
✨ ary tsy mitomany be.

📌 Ity sary ity dia manazava fomba tsotra hanampiana ny zazakely hatory tsara :
✔️ Fikarakarana torimaso antoandro
✔️ Fanomanana torimaso alina
✔️ Torohevitra hanampy ny zaza hiala sasatra

Tadidio: rehefa miverimberina isan’andro ny fahazarana (toy ny fanamaizina efitra, feo malefaka, jiro malefaka) dia mora kokoa amin’ny zaza ny mahafantatra fa fotoana hatoriana.

❤️ Ny zaza matory tsara = zaza salama sy faly.

👉 Raha maman ianao dia tehirizo (enregistrer) ity sary ity fa mety hanampy anao isan’andro.

🍼 Araho hatrany ny pejy JP Boutique Zaza Kely
Fa eto izahay mizara:
✔️ Conseils mahasoa ho an’ny maman
✔️ Kojakoja tsara ho an’ny zazakely

💬 Lazao anay amin’ny commentaire:
Adiny firy matory ny zazakelinao amin’ny alina?

✨ Avy amin’ilay tsipika roa kely… ka hatramin’ilay fitiavana tsy misy fetra 🤍👶Ny dian’ny maha-reny dia manomboka amin’ny...
04/03/2026

✨ Avy amin’ilay tsipika roa kely… ka hatramin’ilay fitiavana tsy misy fetra 🤍👶

Ny dian’ny maha-reny dia manomboka amin’ny hafaliana kely, mitombo isan’andro, ary miafara amin’ny fahagagana lehibe 💕

Ao amin’ny JP Boutique Zaza Kely, miaraka aminareo izahay amin’io dia mamy io 🤰🍼
Ensemble sy kojakoja ho an’ny zaza vao teraka, malefaka, mahafinaritra ary mifanaraka amin’ny vidin’ny rehetra 💗

📩 Afaka miantsena ato ary mahazo conseil mahasoa ho an’i maman sy bébé koa 🥰

Mamy kely le miandry vahiny kely e🤗inona ny kojakoja'zaza👶 novidianareo voalohany ry futur maman ? ❤️ de faly ery mijery...
23/02/2026

Mamy kely le miandry vahiny kely e🤗inona ny kojakoja'zaza👶 novidianareo voalohany ry futur maman ? ❤️ de faly ery mijery an'ilay Izy ao antrano de mbola te iantsena foana.

Perso:couverture sy thermos Satria mbola tsy nahafantatra sexe an'ilay zazah😊

Mamy anie zany e💖

👇🤱💖 Ry Neny malala, te hanome ny tsara indrindra ho an’ny zanakao ve ianao?Ny fampinonoana tsara dia manomboka amin’ny f...
21/02/2026

👇

🤱💖 Ry Neny malala, te hanome ny tsara indrindra ho an’ny zanakao ve ianao?

Ny fampinonoana tsara dia manomboka amin’ny fametrahana tsara ny zaza 👶
Rehefa tsara ny position dia:
✔️ Misotro ronono tsara ny zaza
✔️ Tsy marary ny nono
✔️ Mitombo salama sy matanjaka izy

✨ Fa tsy izay ihany…

Rehefa misokatra tsara ny vavan’ny zaza, mikasika ny nono ny saokany ary mandre azy mitelina ianao… dia famantarana fa mandeha tsara ny fampinonoana ❤️

🛍️ Ao aminay dia afaka miantsena kojakoja ilain’ny zaza ianao (ensemble nouveau-né, akanjo, accessoires…) amin’ny vidiny mirary sy kalitao tsara.
Ary ambonin’izany dia mahazo conseil tena mahasoa ho an’ny reny ianao 💕

👉 Raha mila fanazavana na te hanao commande dia alefaso message avy hatrany.
Aza miandry fa mety ho lany ny stock 😉

💌 Tongava ato, miantsena am-pitiavana ary mahazoa torohevitra mahasoa!

:🌸 Être maman d’une petite fille… 🌸C’est recevoir des sourires sans raison 😍C’est habiller une petite princesse 👶💗C’est ...
20/02/2026

:

🌸 Être maman d’une petite fille… 🌸

C’est recevoir des sourires sans raison 😍
C’est habiller une petite princesse 👶💗
C’est remplir la maison de douceur et d’amour 💕

Les mamans de petite fille, vous êtes là ? 🥰
Écrivez “👑” en commentaire si vous êtes fière de votre princesse 💕

🎉🎀 GRAND JEU DE LANCEMENT 🎀🎉Te hahazo 🎁 Ensemble fourrure 5 pièces loko ROSE ho an’ny zaza vao teraka ve ianao? 👶🩷Ho fan...
18/02/2026

🎉🎀 GRAND JEU DE LANCEMENT 🎀🎉

Te hahazo 🎁 Ensemble fourrure 5 pièces loko ROSE ho an’ny zaza vao teraka ve ianao? 👶🩷

Ho fankalazana ny fanokafana ny pejiko dia hanolotra cadeau manokana ho an’ny iray aminareo aho 💗

✨ Fepetra handraisana anjara :
✅ Likeo ny pejy
✅ Likeo sy partageo ity publication ity
✅ Tago namana 3 (na mihoatra) reny na bevohoka
✅ Soraty ao anaty commentaire : “Tiako ilay ROSE” 💕

📅 Daty fisarihana : Alahady 22 Febroary 2026
📍 Havoaka eto amin’ny pejy ny anaran’ny mpandresy

Arakaraka ny maha betsaka ny commentaire sy partage no mampitombo ny vintana 🤩

Mirary soa ho anareo rehetra 🍀
Misaotra amin’ny fanohanana 💖

🚨🔥 SUPER PROMO BÉBÉ 🔥🚨Maman, profitez maintenant ! 👶💕Ensemble bébé nouveau-né💖 Doux – Confortable – Neuf🎉 -2 000 Ar de r...
17/02/2026

🚨🔥 SUPER PROMO BÉBÉ 🔥🚨

Maman, profitez maintenant ! 👶💕

Ensemble bébé nouveau-né
💖 Doux – Confortable – Neuf

🎉 -2 000 Ar de réduction 🎉
⚠️ Stock limité !

📞 Commande rapide : 038 41 104 71
📩 Ou en message privé

N’attendez pas… faites plaisir à votre petit trésor 🥰

🚨🎉 ALERTE PROMO – OUVERTURE JP Boutique Zazakely 🎉🚨C’est le moment ou jamais 😍Pour célébrer l’ouverture officielle, nous...
15/02/2026

🚨🎉 ALERTE PROMO – OUVERTURE JP Boutique Zazakely 🎉🚨

C’est le moment ou jamais 😍

Pour célébrer l’ouverture officielle, nous avons décidé de gâter nos premiers clients 👶💖

✨ Ensemble bébé 5 pièces ✨
💰 Prix normal : 20 000 Ar

🔥🔥 OFFRE SPÉCIALE LANCEMENT 🔥🔥
🎁 18 000 Ar seulement pour les 5 PREMIERS clients !

Ouiiii 😍 –2 000 Ar de réduction !

👶 Doux et confortable
💖 Magnifique design
🍼 Idéal pour garder bébé bien au chaud

⚠️ Attention : il n’y aura que 5 chanceux !
Dès que les 5 sont pris, le prix revient à 20 000 Ar.
📩 Commande rapide en message privé
☎️ 038 41 104 71
🚚 Livraison disponible

Soutenez JP Boutique Zazakely 💕
Aimez – Commentez – Partagez 🙏✨

Address

Malaho Bevalala
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jp Boutique Zaza kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share