Be Kalitao Ofisialy

Be Kalitao Ofisialy Abonne-toi à ma page

Faly miarahaba antsika rehetra tompoko✋Lavaka 2.0  Te hivarotra na ampiasa vola ve Ianao nefa tsy mahita  ? Na manana vo...
06/01/2025

Faly miarahaba antsika rehetra tompoko✋
Lavaka 2.0


Te hivarotra na ampiasa vola ve Ianao nefa tsy mahita ? Na manana vola azo ampiasaina nefa tsy mahita atao? Na koa mahita ity publication ity Ianao vao resy lahatra fa haka entana dia hivarotra.

Aza misalasala na mitady lavitra itsony fa ity ary: .

1) ( pdf+image)
Ahitanao ny Lavaka fakana entana mora eto Madagascar.
• LAVAKA :
fournisseurs , quincaillerie, grossiste, P.P.N, fournitures scolaire, pièces/Môto, vélo, fiara,
fitaovana informatiques, téléphone, ordinateur, montre,
Fitaovana Électroniques/ fer, Fatana, fitaovana plastique/ gony, sachet, seza, kojakola meubles rehetre/ akanjo, poketra, kapakapa, kiraro, Lamody karana,Lamaody sinoa, alimentaires, autre, SNS....
Efa misy numéro telephone azahoana azy.

2) .
Apianarinay anao ny mi créé page ary logo tsara hanaovana publication ary ny boost ny publication Anao ho be mpanaraka sy be mpividy.

3) . Ianao eto Madagascar dia manafatra ny entana izay ilainao dia tonga any amin'ny izay misy anao ny entana afarana.

4) 🎉🎉🎉

Livres par Mail na Messanger
Tonga eo no eo

➡️ Afaka mifandray aminay amin'ny Mp na Commentaire avy hatrany Ianao.
📱0349665583 (Sms na Appel)

Ity ny rohy ahafahanao mitsidika ny pejy tompoko :https://www.facebook.com/Lavaka2.O

Misaotra sahady amin'ny fandraisanao anjara.

🎀🎀 HP ProBook 6550b 🎀🎀◽Processeur: Intel® Core™i5 CPU M 430 @ 2,27GHz (2CPUs) ~2,30GHz°Système d'exploitation: Windows 1...
30/12/2024

🎀🎀 HP ProBook 6550b 🎀🎀
◽Processeur: Intel® Core™i5 CPU M 430 @ 2,27GHz (2CPUs) ~2,30GHz
°Système d'exploitation: Windows 10 64bits
◽ RAM: 6Go Ddr3
◽ HDD: 300Go
◽ Graphique : intel® HD Graphics 1,7go
◽Webcam/ wifi/ USB/VGA/RJ45/ DVD/ pavé numérique
* Chargeur Original Hp
◽ Batterie 30mn - 40mn
👉 PRIX: Mora be + Cadeau : 390000 Ariary na 1 950 000fmg.
+ Cadeau : Modem Yas (telma) 3G + Casque bluetooth + Clavier Logitech K122
✓Afaka Alefa any am faritra
✓Efa tena mora be
Mp na Commentaire na 0349665583(sms na Appel)

Address

Antananarivo

Telephone

+261344465925

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Be Kalitao Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Be Kalitao Ofisialy:

Shortcuts

Share