malala's Boutique kwely

malala's Boutique kwely Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from malala's Boutique kwely, Footwear Store, Ampanefy, Antananarivo.

✅Vente en ligne des chaussures et des sacs diversifiés ☺️
💥 Prix adorable pour tous et les produits sont de bonne qualité 🥰
malala's Boutique kwely dia faly mandray anao

☎️ 038 73 161 76 / 037 33 602 99

Bonsoir daholo , tena hialana tsiny ry zareo fa misy olana kely ny message privé antsika a , ka hialana tsiny amintsika ...
04/07/2026

Bonsoir daholo , tena hialana tsiny ry zareo fa misy olana kely ny message privé antsika a , ka hialana tsiny amintsika nandefa message kanefa tsy voavaly . misaotra indrindra de mirary soa hatrany 🙏😘

Na mafy aza ny zavatra lalovana dia lazao foana hoe na oviana na oviana mbola ho avy ny maraina 🥰♥️. sa ahoana hoy ianao...
29/06/2026

Na mafy aza ny zavatra lalovana dia lazao foana hoe na oviana na oviana mbola ho avy ny maraina 🥰♥️.
sa ahoana hoy ianao ?


ho avy ny maraina

Aza manaiky resy tsy miady izany 💪 fa na ianao mandresy na mahazo lesona .zany an ! 💪♥️.
23/06/2026

Aza manaiky resy tsy miady izany 💪 fa na ianao mandresy na mahazo lesona .
zany an ! 💪♥️.

oroka mamy 😘
19/06/2026

oroka mamy 😘

tadidio hoe tsy miady irery ianao fa misy miaro , misy mahatsiaro , misy manampy ♥️ , tsy iza izany fa ilay Andriamanitr...
15/06/2026

tadidio hoe tsy miady irery ianao fa misy miaro , misy mahatsiaro , misy manampy ♥️ , tsy iza izany fa ilay Andriamanitra rainao ♥️ 🙏 , ilay tianao mihoatra Noho izao rehetra izao♥️ . ary lehibe noho ny olanao
ka apetrao amiNy ny fiainanao rehetra 🥰

raha mino ianao dia lazao hoe : Andriamanitra o , misaotra anao eo foana ho ahy 🙏♥️

Alaivo sary an-tsaina hoe misy olona mitondra cadeaux ao antranonao izao♥️ .Nosokafanao ilay izy dia nahita poketra 3 ia...
12/06/2026

Alaivo sary an-tsaina hoe misy olona mitondra cadeaux ao antranonao izao♥️ .
Nosokafanao ilay izy dia nahita poketra 3 ianao samy manana ny lokony sy ny modèle any 🥰
🤍blanc
💛 jaune
🖤noire

ka raha asiany maka iray ianao ry malala dia iza no halainao 🥰♥️ ? hitantsika eo hoe iza no be mpitia indrindra ♥️

pers : jaune 🥰♥️


tsy aiko na misy mitovy amiko nareo 😅 fa ny anah isaky ny hivoaka ny trano dia tsy maintsy misy an'ireto zavatra ireto a...
10/06/2026

tsy aiko na misy mitovy amiko nareo 😅 fa ny anah isaky ny hivoaka ny trano dia tsy maintsy misy an'ireto zavatra ireto ao anaty poketrako 🥰 :
📝bloc note sy stylo ,
💄loko mena sy poudre
✂️ hety kely .😅

Dia raha misy adino ireo dia tsy mahazo aina fa tsy maintsy lasa miverina 😅 .

Ary ny anareo ry malalako isany ? ndao samy hitantara kely ilay zavatra tsy mampahazo aina anao vao hadino iny 😅 🥰😘.

Misy anie olona dia tsy mahay mangina mihintsy fa dia ny hanaratsy sy hiteny izay tsy ampy na kilemanao hatrany no mba t...
08/06/2026

Misy anie olona dia tsy mahay mangina mihintsy fa dia ny hanaratsy sy hiteny izay tsy ampy na kilemanao hatrany no mba teny afaka lazainy 🥺😅 . Ary ilay mahita anao mahalelo ny fahasambarany nefa fiainana efa sarotra ity . Zah tsy te hiasa saina amin'izany intsony fa omeko azy ny tsikitsikiko e 😅 .
Ndao asiana tsiky zareo ny fiainana a , fiainanao io dia aza avela hanimba ny tsikinao sy ny hatsaranao ny fijery mihiba
ny hafa , sa ahoana hoy nareo ? 🥰♥️

raha vao maheno teny hoe  neny dia betsaka ny zavatra tonga ao an-tsaina : ny fitiavany , ny faharetany , ny fahatsorany...
31/05/2026

raha vao maheno teny hoe neny dia betsaka ny zavatra tonga ao an-tsaina : ny fitiavany , ny faharetany , ny fahatsorany , ny fiharetana , sns ....
raha atao bango tokana dia hafa mihintsy i neny ♥️ . ndao hirary soa an'i neny tsika ry malalako isany , lazao ao amin'ny commentaires ny firariantsoa ho an'ilay reninao tinao be iny 🥰❤️‍🩹♥️

25/05/2026

manana poketra mainty mainty firy ianao ao Zay �? fa ity ko afaka mbola atao cadeau de mère an ��

Address

Ampanefy
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when malala's Boutique kwely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category