07/05/2026
๐ฒ๐ฌโค๏ธ Aza avela ho resy ny tarehinao!
Hey maman , tadidio fa ny tarehy dia mila fikarakarana manokana โ toy ny vatana, mila "misakafo" sy diovina tsy tapaka izy. Raha avela fotsiny, dia manomboka miseho ny panda (faritra maizina manodidina ny maso), ny ride (ketrona), ary ny soritrโaretina hafa aminโny fahanterana aloha loatra.
Fa aza matahotra! Misy vahaolana tsotra sy natoraly:
Voatabia + Karibonetra (bicarbonate de soude) = Maska tena mahavita zava-mahagaga!
๐ข Manadio lalina ny hoditra
๐ข Manala tasy sy pentina
๐ข Manatsara ny fikoriananโny ra aminโny tarehy
๐ข Mandaitra aminโny ketrona sy fahalemena
๐ข Manome fahazavana sy hafenoana voajanahary
FOMBA FANAMBOARANA:
๐ข 1. Totoina ny voatabia iray
๐ข 2. Ampiana 1 sotrokely karibonetra
๐ข 3. Afangaro tsara
๐ข 4. Apetraho aminโny tarehy mandritra ny 10โ15mn, dia sasao aminโny rano mangatsiaka
Raha efa miketrona be ilay tarehy, aza kivy fa misy vahaolana matotra ao amin'ny page. Ho anโny torohevitra manokana sy maska manokana, araho tsara hatrany izahay!
Raha nahasoa anao ity masque naturel ity, zarao aminโny namana sy tsindrio jโaime ho fankasitrahana.
Mirary soa hatrany dia mba zarazazarao maximum fa mahasoa anao sy ny hafa merci ๐๐ค๐ฒ๐ฌ
Aza hadino hatrany manaraka ny page-tsika raha tehahazo zavatra mahasoa ๐ฅฐ
(indrana)