Pounaki boutique en ligne

Pounaki boutique en ligne 🎀 Pounaki Boutique => Vente habillements & accessoires en détail🎀

😍 Haut classe tout à 10.000ar 😍 —Détails sur chaque photo—➡️ JP + confirmation en MP (Lieu & contact)➡️ Livraison Tana e...
18/06/2026

😍 Haut classe tout à 10.000ar 😍

—Détails sur chaque photo—

➡️ JP + confirmation en MP (Lieu & contact)
➡️ Livraison Tana et province
☎️ 034 09 854 81

Coucou daholo❤️Mbola ato daholo ve ny abonné(e) ny Pounaki Boutique 🥹Indro ny valin’ny lalao antsika tamin’ny semaine am...
15/06/2026

Coucou daholo❤️
Mbola ato daholo ve ny abonné(e) ny Pounaki Boutique 🥹

Indro ny valin’ny lalao antsika tamin’ny semaine ambony💰

✨✨Manasa an’i Annick Ratsimba iditra amin’ny Mp mandefa ny contact mobile money andefasana ny cadeau 30000 Ar 😍✨✨

Amin’ny heriny anio toy izao ny 30000 Ar manaraka🥰
Fanazavana kely fotsiny✅
-Izay be point indrindra ao amin’ny point d’interactions no mandresy🥰
-Manomboka androany alatsinaina hatramin’ny zoma no milalao isika🥰
-Ary manomboka ny alahady indray dia efa manomboka ny prochain jeu🥰
-Ity jeu ity dia misy foana isakerinandro (Lundi au lundi) ka raha tsy mahazo amin’ity voalohany ity ianao dia tohizo foana ny interaction fa mahazo ianao amin’herinandro manaraka🥰
-Ny conditions dia manao partage *any amin’ny groupe public , ao amin’ny mur ary amin’ny namana✅, mentionner namana, manisy réaction ny pub rehetra ataon’ny POUNAKI Boutique en ligne🥰

Izay milalao ihany no mahazo hono e☺️

Bonne semaine daholo🥂❤️

Bon dimanche daholo❤️
14/06/2026

Bon dimanche daholo❤️

13/06/2026

Dans 15 min isika mizara ny 5 crédits androany ao amin’ny coms👇🏼🥰
Aza miala lavitra intsony🔥🔥
Manaova présence kely raha efa vonona ianareo

13/06/2026

Coucou les filles❤️
Ireto indray ny robe pull 😍
Alefaso ny JP fa vitsivitsy ihany anie izy ato🥹❤️
May kely daholo ❤️❤️

12/06/2026

Ao amin’ny commentaire ny 5 crédit androany❤️
Izay mangala anazy tompony e🥰

À vos marques, prêt??
Parteeeez!! 🎇

Iza avy ireo efa nahazo 30000 Ar tamin’ny Pounaki🔥❤️Mbola mitohy foana ity lalaontsika ity sao dia variana a😎30000 Ar be...
12/06/2026

Iza avy ireo efa nahazo 30000 Ar tamin’ny Pounaki🔥❤️
Mbola mitohy foana ity lalaontsika ity sao dia variana a😎

30000 Ar be izao zaraina isaky ny latsinainy 💰
Jeu d’interaction izy ity, misy point avoakan’ny Meta isaky ny alahady ka izay ambony indrindra no mahazo loka😍

Mba ampiakatra ny point anao dia asio réaction foana izay pub rehetra milatsaka eto👍
Mentionner-o ny namana ao amin’ny commentaire 💌
Partageo foana ny pub ny Pounaki🥰 partageo any amin ny groupe public misy anao any🥹any amin’ny mur anao❤️

Dia ho azonao ilay 30000 Ar alatsinainy maraina🥰
Tonga ao amin’ny mobile money anao ao☺️

Tonga dia tsara fiatombohana ny herinandro e🥳

Koa aza miandry ela ary😒

12/06/2026

Rahariva mbola misy fizarana crédit 🥰
à 18h eo fa araho tsy tapaka ny page❤️
Ary mbola misy koa ilay 30000Ar zaraina isaky lundi a 💰

11/06/2026

Nisy fahatarana kely ny fizarana crédit fa ialana tsiny a🙏🏼

Alefako tsirairay ao amin commentaire ao ary dia izay mahazo azy tompony🥰

Mba manao retour ao amin ny reponse izay mahazo azy🥹

2 YAs 2 orange 1 Airtel🫠

À vos marque, prêt?

Parteeez!!!🥰🥰🥰

Coucou daholo❤️Entre 17h à 18 h ny fotoanantsika a🥰Mentionneo ny namana ❤️❤️❤️
11/06/2026

Coucou daholo❤️
Entre 17h à 18 h ny fotoanantsika a🥰
Mentionneo ny namana ❤️❤️❤️

Address

Antananarivo
Antananarivo

Telephone

+261326061949

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pounaki boutique en ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share