22/09/2023
Ho antsika sairana amin'ny fanalavana volo😪😪
Efa nampiasa produit maro fa tsy mbola nahita vokatra🥱
Mitady longueur anaty fotoana fohy😉😉
Natao ho anao ity 🌺🌺HUILE MACÉRAT🌺🌺 ahazona 2️⃣ à 3️⃣, 5️⃣ cm anatin'iray volana. Tsy mifidy karazam-bolo...
Vita avy amin'ny
🌿Poudres indiennes
🌿Huile de moutarde
🌿 Huile de ricin
✨ Mitsabo odi-doha
✨100% Natoraly
✨Manalava volo
✨Miaro ny volo tsy ihintsana
Fomba fampiasana azy
👉Osorana amin'ny odi-doha in2 anatin'ny erin'andro.
Prix 9000ar
Akora Natoraly hatrany ♥️