31/05/2024
SANDALE DE MASSAGE - KAPA MAHASALAMA
▶️ Ity SANDALE DE MASSAGE na KAPA MASSAGE dia tena mitera-boka-tsoa ho an’ny fahasalamana, satria /
💟💟 fampiasana azy dia manalefaka ny stress sy mahafa-bizana noho izy manotra ireo antsoina hoe « zone réflexe » ao amin’ny tongotra. Ny « zone réflexe » de mifandray @ taova rehetra toyny Fo, Havokavoka, Lamosina, Maso, Voa, Vavony, Tsinay, Orona, Sofina,tsy fahitana tory, stress, reraka lava,….
💟💟 fampiasana azy matetika dia ahafahana misoroka ny mety ho fisian’ny aretina maro samihafa tsy ho tonga amin’ny vatana, misoroka ihany ko aizy ny mety tsy hisian’ny fatigue générale, tension,…
💟💟 fampiasana azy matetika dia mitreraka fitoniana @ vatana, sy maha en forme tanteraka anao
😍😍 ANDRAMO ANIE E !!!! fa ho hitanao ny fiovana refa mampiasa azy matetika !!! 😍😍
▶️ Cette sandale de massage est un allié important de votre santé.
Pourquoi ?
💟💟 Cette sandale apporte un massage aux zones réflexes des pieds. A Chaque zone réflexe correspond à un organe, une glande ou une partie du corps. Tous les muscles, ainsi que tous les organes ont leur emplacement précis.
💟💟 La stimulation de ces zones, par le massage, permet la relance des liquides organiques (sang, lymphe, ...) donc permet le drainage des toxines.
💟💟 Le massage apporte aussi une sensation de bien-être, apaisement, ….
Pointure disponible : 36 à 45
‼Tel : 034 26 341 36 - 032 97 408 80 - 034 66 535 86
_WhatsApp : 038 82 982 13
– Magasin aty BEHORIRIKA
Livraison Tana
Mandefa amin’ny Faritany