12/02/2026
Salama aby eh, 🩵
Tongasoa indray eto amin’ny page MV Bébé Shopping
Izahay dia mivarotra entana hoan’ny ankizy kely manomboka enimbolana ka hatramin’ny 12 taona.🥰
Mahafaly anay ny mampiseho anareo ny entana vao tonga hafaranay avy any ivelany.😎
Natao hoanareo RAD indrindra fa ianareo reny izay mitady lamody mahafatifaty kely hoan’ny harenakelintsika 🩵 ka tsy manampotoana hivoka nefa mba te hampiaingo misy ankanjo mihaja sy entina mivavaka marobe ato aminay
Ka araho tsy tapaka ny page fa ho betsaka ny arrivage ntsika 🥰