16/02/2023
‼️ Hey!! O ry reto a! Ato amin'ny Ti'Tsik a isan'andro ny Saint Valentin fa tsy ny 14 Febroary ihany, noho izany dia mila manao manjakely foana na amin'ny tontolo andro na amin'ny alina, any e? 😁
🌸 Mahafatifaty kely e? 🌸
Ireto ary ny détails an'ireto nuisettes ireto e!
🔸 Taille: S - M - L
🔸 Prix: 20.000Ar
Mandray commande foana izahay, raha misy loko manokana tianao dia teneno anay fotsiny 😊
✨Manaova manjakely ho anao, ho an'ny olon-tinao, ho an'ny manodidina anao✨