30/11/2024
☣☣☣ Mora ny entana rehefa arrivage sahala amin'izao ka hararaoty, akaiky decembre dia be contrat sy fety tsika, ireto aza ny zava misy:
☑Transmetteur sans fil modulable: 180000ar tsy misy fil mitraine manelingelina intsony (noir sy fotsy)
☑Transmetteur sans fil: 130000ar (noir)
☑Pedale sustain: 35000ar
☑Mediator: 2000ar
☑Violon 3/4: 350000ar (efa mora ty a)
☑Support phone: 15000ar
☑Guitare: 280000ar
☑Housse Std semi blindé: 40000ar
☑Pick up guitare: 55000ar
☑Capo arrache python: 30000ar
☑Capo allu GM: 20000ar
☑Capo allu PM: 17500ar
✔ corde guitare électrique super souple 009.046 25000ar
✔ corde guitare classique marque d'addario normal tension: 20000ar
✔ corde guitare acoustique folk marque d'addario tirant 009- 045 / 010- 047: 20000ar
✔ corde acoustique folk marque Elixir tirant 010- 047 60000
✔ pré ampli 7545R 4bandes: 55000ar
✔ pré ampli PS 900 2bandes: 35000ar
⭕ (PHOTO REEL DAHOLO IREO😊😊😊)
à recuperer Alakamisy Fenoarivo, ou à livrer,(frais de livraison selon lieu de livraison)
☣MANDEFA AMIN'NY FARITRA IVELAN'ANTANANARIVO IZAHAY
REHEFA MAHITA AN'ITO PUB ITO DIA MBA ABONEO SADY ARAHO NY PEJY FA AZA MIALA MAINA 😉😊 METY HISY MAHALIANA ANAO FOANA ATO
MANDRAMA MIADY VAROTRA KOA RAHA SAHY
aza misalasala miresaka mamoaka ny ao ampo, satria TSY MISY TSY VITAN'NY FIFAMPIRESAHANA
FB: DAG
📞 034 73 344 49
WHATS APP +261 34 73 344 39