HOP BABY Madagascar

HOP BABY Madagascar 🥰 Ilay couche tena mety ho an'ny zanakao 👶

🎉 Mirary TAONA ZINA 2025 ho antsika rehetra ny Hop Baby ✨✨✨
02/01/2025

🎉 Mirary TAONA ZINA 2025 ho antsika rehetra ny Hop Baby ✨✨✨

🫶 Ny SICMA dia mirary taona zina 2025 ho antsika rehetra 💝💝💝

🎉🎉🎉 Tratry ny farany eee... Mirary fety sambatra hieren-doza ho antsika rehetra💝💝💝
31/12/2024

🎉🎉🎉 Tratry ny farany eee... Mirary fety sambatra hieren-doza ho antsika rehetra💝💝💝

🎊 Izahay dia miarahaba antsika tsy an-kanavaka nahatratra ny farany 🍾 Ary mirary fety sambatra ho an'ny rehetra 💝💝💝💝

📅 16 Andro sisa... Dadabe noely o... 🎅🎄 Manahoana ny fanomanana ao amin'izao ? 'Ndao mba hifampizara hoe izay mety atao ...
09/12/2024

📅 16 Andro sisa... Dadabe noely o... 🎅

🎄 Manahoana ny fanomanana ao amin'izao ? 'Ndao mba hifampizara hoe izay mety atao sy atolotra ilay harenakely. Alefa ary 🖋️✨✨✨

⚠️NDAO EEE‼️‼️📢 Ho antsika rehetra eto Tamatave indray ity 🎉🗣️👏Araraoty, tolotra ho antsika mpanjifa 👏✅Mividiana couche ...
15/11/2024

⚠️NDAO EEE‼️‼️

📢 Ho antsika rehetra eto Tamatave indray ity 🎉

🗣️👏Araraoty, tolotra ho antsika mpanjifa 👏

✅Mividiana couche Hop BABY 1 paquet✨

✅Mahazoa couche singany roa mamaim-poana.🥳🎁

Ireto avy ireo toerana hahafahana misitraka izany :

📌Madame Mélanie : Bazar kely en face Maëva distribution

📌Tranombarotra Hery Tamatave Béryl Rose

📌Eglise Betela Tamatave

Tongava maro fa ianao sisa no andrasana 🌞

👶Ny fotoana laninao amin'ny zanakao dia fotoana sarobidy indrindra🤱🥰,🙌Ho antsika mamans rehetra😍, ndao indray ary iaraka...
08/11/2024

👶Ny fotoana laninao amin'ny zanakao dia fotoana sarobidy indrindra🤱🥰,

🙌Ho antsika mamans rehetra😍, ndao indray ary iaraka hizara hafaliana amin'ireo arena kelin-tsika amin'ity faran’ny herinandro ity✨

📢📢📢 Hey, vaovao mahafinaritra be, mafana be, FIHENAM-BIDY ‼️‼️‼️🫨 500Ar monja izao ny taty Hop Baby amin'izao 💓 koa aza ...
16/10/2024

📢📢📢 Hey, vaovao mahafinaritra be, mafana be, FIHENAM-BIDY ‼️‼️‼️

🫨 500Ar monja izao ny taty Hop Baby amin'izao 💓 koa aza miandry ela ary fa eny amin'ny mpivarotra mahazatra anareo ny fotoana an✨✨✨

📢 Eooooooohhhhh✨✨✨🗣️Fantaro indray ary fa ny andro anio, Alatsinainy faha-14 ny volana Oktobra, dia andro manerantany fa...
14/10/2024

📢 Eooooooohhhhh✨✨✨

🗣️Fantaro indray ary fa ny andro anio, Alatsinainy faha-14 ny volana Oktobra, dia andro manerantany fankalazana ny atody.🥳🥚

🥣 Ny atody tokoa, dia sakafo feno otrik’aina izay afaka hoanin’ny harena kely manomboka ny faha-enimbolany 👶

💖 Koa dia mirary herinandro finaritra feno fahasalamana sy fahavitrihana ho anareo izahay Hop Baby 💖💖💖

🧸 Mba hainareo moa, andro maneran-tany ho an’ny peluche ny anio 09 Oktobra 💖💖💖🤔 Inona avy no fiantsonareo azy eo imason’...
09/10/2024

🧸 Mba hainareo moa, andro maneran-tany ho an’ny peluche ny anio 09 Oktobra 💖💖💖

🤔 Inona avy no fiantsonareo azy eo imason’ny harena kely ? nounours, nounouss, pelisy… ?🥰🥰🥰

📢 Coucou daholo, ela anie ka ela izany, koa mirary herinandro finaritra anareo izahay eto amin’ny Hop Baby.🍼💝 Inona no v...
07/10/2024

📢 Coucou daholo, ela anie ka ela izany, koa mirary herinandro finaritra anareo izahay eto amin’ny Hop Baby.🍼

💝 Inona no vaovaontsika sy ireo harena kely nandritra izay fotoana izay ?🤱👶

🥰 Tena hoe ela anie izany ka hoe ela 🤗❤️‍🔥 Coucou daholo aloha, ka hamaranantsika tsara ny herinandro, 📢 dia ity misy to...
27/09/2024

🥰 Tena hoe ela anie izany ka hoe ela 🤗

❤️‍🔥 Coucou daholo aloha, ka hamaranantsika tsara ny herinandro, 📢 dia ity misy tolotra tsara be miandry anareo eny amin'ny YA NAFSY SHOP Tsaralalàna 🛍️ :

✅ Mividiàna taty Hop Baby 1 paquet
✅ Mahazoa taty singany 3 Sleepy Madagasikara Natural na New Sleepy maimaim-poana 🎁 izay amin'ny habe : Mini na Midi

👉 Koa aza misalasala ary fa anio hariva izahay no miandry anareo an ✨✨✨

👋 Avy eo ary dia tongàva maro an ‼️‼️‼️

Address

Bâtiment X5, ZI AKOOR Digue
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HOP BABY Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share