JunRa's Pick

JunRa's Pick un peu de tout à petit prix �

👋👋Hellouu hellouu👋Tonga ity le fotoana🥰⏱️📣🔊Androany amin'ny 12:30 indray ary e⏰🕕ahitantsika akanjo mafana an'ankizy 🧥Ant...
24/04/2026

👋👋Hellouu hellouu👋
Tonga ity le fotoana🥰⏱️

📣🔊Androany amin'ny 12:30 indray ary e⏰🕕ahitantsika akanjo mafana an'ankizy 🧥
Antsoy ny namana fa efa liquidation be anie e ❤️

📢hellouu hellou👋Ato indray anay oh😅🫪Manome fotoana anareo indray ary izahay amin'ny Live-ntsika  manaraka VENDREDI 12:30...
21/04/2026

📢hellouu hellou👋
Ato indray anay oh😅🫪Manome fotoana anareo indray ary izahay amin'ny Live-ntsika manaraka VENDREDI 12:30 à 14:00 🥰
Ireto ary ny Sombiny e🥰
Tongava mp avy hatrany oh 📨

📢Hello hello👋 👉Ato indray ny akanjo mafana an'ankizy amin'izao andro mangatsitsika kely izao an🥶 👀Jereo izay mety de ton...
16/04/2026

📢Hello hello👋
👉Ato indray ny akanjo mafana an'ankizy amin'izao andro mangatsitsika kely izao an🥶
👀Jereo izay mety de tongava mp avy hatrany📨

09/04/2026

👋Hello hello 👋
🫵Ho antsika izay manana Harena kely rehetra indray ity an 👼👶 na PAPA ianao na MAMAN naPAPI na MAMIE eny fa naTATIE sy TONTON ary dia natao hoanao ity hoan'ilay chéri(e) kelinao masisouu 🥰
Akanjo mafana an'ankizy amin'izao andro mangatsiaka izao🥶
📢📢Koa manome fotoana anao ary izahay amin'ny LIVE rahampitso @ 12:00 atoandro ⏰
Aza tara fa tena ahita mamy kely ianao anie raha maharaka hatramin'ny farany e🥰

🔥Mangatsitsika kely ny Lundi de Pâques antsika amin'ity❄️🌨️Nihangaranay manokana ny ankizy tamin'ity indray mitoraka ity...
02/04/2026

🔥Mangatsitsika kely ny Lundi de Pâques antsika amin'ity❄️🌨️Nihangaranay manokana ny ankizy tamin'ity indray mitoraka ity👶 satria dia sady🧥 hafana ny zàzà antsika no stylés tsara raha andeha ivoaka🥰🥰

❌Tsy voatery hivimbina akanjo maro be ihany koa fa na akanjo maivamaivana aza no atao anatin'ilay akanjo mafana dia efa miala maina ny hatsiaka 🤣🔥

📢Koa aza adino ary ny fotoanantsika rahampitso amin'ny 12:30 fa tsy ho diso anjara ny zanak'isika 🥰

🔥 Destockage🔥Le destockage continue chez JunRa's Pick 🥰Pour aujourd'hui :👚 Chemises👗 Robes👖 Jeans pour homme et femme🩳👘 ...
05/03/2026

🔥 Destockage🔥

Le destockage continue chez JunRa's Pick 🥰

Pour aujourd'hui :
👚 Chemises
👗 Robes
👖 Jeans pour homme et femme
🩳👘 Quelques articles pour enfants

📢 On n'attend plus que vous 📢

Rahariva indray izany ny fotoanantsika ao amin'i Andy R-mbola ☺️

25/02/2026

Live destockage à partir de 500ar ao amin'i Andy R-mbola dans 10min 🥰
Mentionner-o ny namana aza e🥰

23/02/2026

Live vêtements enfants à partir de 500ar dans 10min 🥰🥰
Ao amin'i Andy R-mbola hatrany 🥰

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JunRa's Pick posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share