𝓐𝓵𝓵 𝓖𝓵𝓸𝓻𝔂

𝓐𝓵𝓵 𝓖𝓵𝓸𝓻𝔂 𝓣𝓸𝓾𝓽 𝓼𝓾𝓻 𝓵𝓪 𝓶𝓸𝓭𝓮

 🥰❤️
29/03/2024

🥰❤️

😍😍😍
29/03/2024

😍😍😍

Bientôt …. 🥰👗🦋  .   🔜
20/03/2024

Bientôt …. 🥰👗

🦋 . 🔜

🦋😍 Coucou les filles 😍🦋 Efa vonona zahay ato amin’ireto entana matsiro be ireto 🥹❤️‍🔥 dia atao rapitso Alahady amin’ny 1...
09/03/2024

🦋😍 Coucou les filles 😍🦋

Efa vonona zahay ato amin’ireto entana matsiro be ireto 🥹❤️‍🔥 dia atao rapitso Alahady amin’ny 14h ny Live shopping 💓

‼️A partir 3000Ar et pas plus de 15000Ar ❤️

📌Misy cadeau sy credit ho zarainay rapitso

Tandremo nareo sao tara an 😍☺️ dia aza adino manao j’aime ny page sy manao partage ary mi Mentionné ny namana 🥰

bisousss daoly 😘🫶😘

07/03/2024

❤️ 𝓒𝓸𝓾𝓬𝓸𝓾 𝓵𝓮𝓼 𝓪𝓶𝓲𝓮𝓼❤️

🥰 Faly be za mampiseho anareo ity 𝓐𝓻𝓻𝓲𝓿𝓪𝓰𝓮 tsika manaraka ity 😍❤️‍🔥

🛍️ Tena hoe hatsarana tsisy otran’azy😋💘sady atao tena mora be mintsy amizay samy mba mandray anjara daholo nareo 🫶🥰
Ho hitanareo eo ihany ny anaovatsika ny Live 💕🦋

😍 Bisousss beee 😘

🦋 Coucou guys 🦋Ireto ary ilay Veste jean fourrure tsika ❤️‍🔥Efa ao daholo ny détails rehetra fa misafidy sisa ianareo 🥰 ...
05/03/2024

🦋 Coucou guys 🦋

Ireto ary ilay Veste jean fourrure tsika ❤️‍🔥
Efa ao daholo ny détails rehetra fa misafidy sisa ianareo 🥰

🛍️Livraison partout à Madagascar

❗️Hoavy tsy ho ela ny Arrivage Veste Jean fourrure atsika fa aza miala Lavitra nareo 😍❤️
02/03/2024

❗️Hoavy tsy ho ela ny Arrivage Veste Jean fourrure atsika fa aza miala Lavitra nareo 😍❤️

24/02/2024

📣Aza adino ny fotoana tsika rahampitso amin’ny 2 Ora atoandro ny LIVE eto amin’ny Pejy ihany 🥰❤️‍🔥

🛍️Sac tsara be daholo no entinay anareo😍 miaraka amin’ny Tirage au sort sy cadeau maro samihafa ho zarainay anareo 💋🎁

🎀Coup de cœur be daholo 🦋

❣️Abbonez-vous

Coucou daholo 😍💖Ireto ndray ny arrivage-tsika ooh😄 Sac tsara be sady tena betsaka izy ao 🥰🔥📣Ho ataotsika LIVE ilay izy a...
21/02/2024

Coucou daholo 😍💖
Ireto ndray ny arrivage-tsika ooh😄 Sac tsara be sady tena betsaka izy ao 🥰🔥

📣Ho ataotsika LIVE ilay izy amin’ny Alahady zao❤️
Ataotsika mora be satria manomboka 6.000Ar hatramin’ny 35 000Ar fotsiny 🤩💸

💎Fa mialohan’izay aloha dia sady hilalao kely tsika ho fisantarana ity Pejy ity ihany koa 🥳😍

📌Mentionneo ny namana
📌partageo ity publication ity
📌Asio J’aime ny Pejy
📌Asao anao J’aime ny Pejy ny namanao

Ireto avy ny cadeau ho zaraina ho anareo ❤️‍🔥
🎁 Ensemble Short Pyjama (selon votre taille )
🎁 Sac peau de vache
🎁 Sac motifs Carreaux

Teneno ao izay cadeau Tianao ho azo 🥰🥳

Zay ary fa mazotoa milalao , afaka manao commentaire bedabe nareo dia ho sarihina 💋😍

Ireo poketra hitanareo amin’ny sary ireo ilay ho atao LIVE amin’ny Alahady Ho avy zao 😘💎

Bonne chance daholo❤️

📣La deuxième et dernière vagues de notre sac pour les fêtes 🥰 Détails sur chaque photo 😊💐Misaotra ireo rehetra izay efa ...
19/12/2023

📣La deuxième et dernière vagues de notre sac pour les fêtes 🥰

Détails sur chaque photo 😊

💐Misaotra ireo rehetra izay efa nandray anjara tamin’ny vague voalohany iny dia ho an’ireo izay mbola tsy nahazo dia aza misalasala fa mbola misy anjaranao ato 🫶🏻❤️

📌NB : Mandefa amin’ny faritra izahay 📦

🎄Les fêtes approchent à grand pas 🧑🏻‍🎄🎉    Profiter de notre promotion pour les fêtes 💫Rayonner de mille feu en ce temps...
15/12/2023

🎄Les fêtes approchent à grand pas 🧑🏻‍🎄🎉
Profiter de notre promotion pour les fêtes

💫Rayonner de mille feu en ce temps de fête avec nos sacs de qualité pour fêter Noël ❄️🎄👛

🥰Avec des modèle unique qui sort un peu de l’habitude😍

Passez en message privé pour confirmer votre commande ✉
Livraison ou récupération possible à Tanà 😉
Stock très limité donc shoppez les vites❗

Detail sur chaque photo 🥰💖

Address

𝓜𝓪𝓭𝓪𝓰𝓪𝓼𝓬𝓪𝓻
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝓐𝓵𝓵 𝓖𝓵𝓸𝓻𝔂 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share