06/05/2026
Coucou daoly oh 😁!!!
Tia manaingo trano ve ianao?
Ireto misy idées vitsivitsy hatoriko anao mba hi-inspiré anao @ fanaingona trano🙃🙂☺️.
_ Afaka manao commande izay Liana 😌
_ Feuille artificielle en plastique izy reto a 🌿
_ Prix : 3000ar ny ray ☺️
_ Izay maka 5 mahazo kadoany 1 🥹
_ 1,5 m