13/04/2026
❌ 2 500 000ar ❌
Efa nalatsaka be ilay vidiny!
Tsena kely style Chariot.
2m x 2m x 1.5m
Lehibe sady mihaja.
Efa miaraka @ chaise client 2m
Raha manana toerana malalaka ianao, te tonga d hivarotra... Mety ho anao ty!
Ny sol en beton, carreaux tsara, mora diovina... Tsy atahorana ho trobaka mihintsy.
Efa misy étagère anatiny.
Ny plafond volige.
Matevina tsara ny vÿ-ny.
Varavarana mihidy tsara, en sécurité ny entana anatiny.
Afaka asina gaz, na fatana.
Malalaka tsara ao anatiny.