Rence crochet pelote

Rence crochet pelote ❤️🙏Ka na dia kely aza no niandohanao dia ho lehibe indrindra no hiafaranao🙏❤️
Joba 8:7
Matoky aho Tompo fa ianao no hanatanteraka ny nofinofiko, 🙏🙏🙏

22/04/2026

♥️♥️Jereo anie ity ee,👎👎👎
Aza adino mi abonné ny page aa 😊❤️

Bonjour 😘 et bonne journée 😘😘😘Aza adino ny commande ny crop top ah , Toy izao Ilay izy rehefa hanaovana ☺️❤️❤️Tsara anie...
14/04/2026

Bonjour 😘 et bonne journée 😘😘😘
Aza adino ny commande ny crop top ah ,
Toy izao Ilay izy rehefa hanaovana ☺️❤️❤️
Tsara anie oa ehhh❤️☺️☺️☺️😁
🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏

Fa izao ah , asao ny namanao hanaraka ny page Rence Kely😁😁☺️☺️

Porte clé fleur fleur😁🌸tsy voatery hoe porte clé foana fa afaka ataontsika haingona sac , cartable  ....😁😁Afaka mandray ...
27/03/2026

Porte clé fleur fleur😁🌸tsy voatery hoe porte clé foana fa afaka ataontsika haingona sac , cartable ....😁😁
Afaka mandray ny couleur izay mety Aminao ah🌸❤️🙏

je participe Sàs'art
21/03/2026

je participe Sàs'art

🧶 GRAND JEU-CONCOURS : 2 GAGNANTES TIRÉES AU SORT ! 🧶
Pour fêter mon 2 ans être formateur en crochet, je lance un défi exceptionnel ! Ce n'est pas une, mais DEUX gagnantes qui remporteront chacune 2 SÉANCES DE COURS GRATUITES ! 🎁
Au programme de vos séances (au choix) :
✨ Option Mode : Réalisation d'une superbe pochette + un haut tendance au crochet.
✨ Option Été : Réalisation d'une pochette + un chapeau stylé en raphia
🥳 Voici les conditions pour participer 🥳
1️⃣ S'ABONNER à ma page pour ne rien rater.
2️⃣ PARTAGER cette publication sur votre profil en mode public.
3️⃣ INVITER 10 AMIES passionnées en commentaire sous ce post.
🗓️ TIRAGE AU SORT : Le 29 Mars !
Les deux heureuses gagnantes seront annoncées ici-même. À vos crochets ! 🧶

15/03/2026

Avec Sàs'art – Je fais désormais partie de ses super fans !

15/03/2026

Avec Fa Fa – Je fais désormais partie de ses super fans !

Zay vao tena vita na Ilay sac (tsara Kely tahony a) sy  Ilay porte clé na ko atao eo  ,sac , sns e😁😁😁Ankafizo Ary e
13/03/2026

Zay vao tena vita na Ilay sac (tsara Kely tahony a) sy Ilay porte clé na ko atao eo ,sac , sns e😁😁😁
Ankafizo Ary e

Jereo anie ity f mamy Kely e Mbola tss tadiny , Inona tsara atao lava sa fohy n'y tadiny😁Aiza koa no toerana mahatsara I...
12/03/2026

Jereo anie ity f mamy Kely e
Mbola tss tadiny , Inona tsara atao lava sa fohy n'y tadiny😁
Aiza koa no toerana mahatsara Ilay fleur .
❤️❤️❤️🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸
Fa mafafifaty Kely anah ireo salopette Kely ireo dia nalaiko sary niaraka taminy😁

12/03/2026

Bonjour daholo
Ianareo izay manao commande dia ato amin'ireto compte ireto handefsana mpN'Iryana Rence na Ni Irina fa n'y mp izay alefanareo ato amin'ity page ity dia tsy hita fa misy olana ny message (mp) Ilay compte.
Koa iangaviana hamerina mp amin'ireo compte ireo izay efa nandefa mp tato mankasitraka indrindra tompoko 🙏❤️🙏❤️🙏 Sady ialana tsiny 🙏🙏🙏🙏😘

Izany indray ary ny Salopette kely e❤️Afaka atao porte clé ,na atao aingon'ny cartable Zaza ❤️❤️Mamy Kely AAA ❤️❤️❤️
11/03/2026

Izany indray ary ny Salopette kely e❤️
Afaka atao porte clé ,na atao aingon'ny cartable Zaza ❤️❤️
Mamy Kely AAA ❤️❤️❤️

Saody misy liana
10/03/2026

Saody misy liana

Address

Ankadimbahoaka
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rence crochet pelote posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share