NF shop Mada

NF shop Mada Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from NF shop Mada, Antananarivo.

🛒 NF SHOP MADA 📱 Accessoires Téléphone & High-Tech
💯 Qualité garantie 💻 Tablettes 🎧 Écouteurs ⚡ Chargeurs 🔋 Power Banks
🚚 Livraison partout à Madagascar 📩 mp pour commander
✨ Qualité • Confiance • Satisfaction

🔥 Ny batterie lany no mahatonga fotoana maro very... Aza avela hitranga aminao izany!📱 Antso manan-danja? 💼 Asa maika? 📍...
08/07/2026

🔥 Ny batterie lany no mahatonga fotoana maro very... Aza avela hitranga aminao izany!

📱 Antso manan-danja?
💼 Asa maika?
📍 GPS eny an-dalana?
🎵 Fialamboly?
Tsy tokony hijanona noho ny batterie lany ireny!
Miaraka amin'ny Power Bank UFEEL 50 000mAh, manana angovo miaraka aminao mandrakariva ianao.

✅ Capacité lehibe 50 000mAh
⚡ Charge Rapide 22.5W 🔌
Câbles intégrés
💡 Lampe LED 🔋
Ports maro ahafahana mameno téléphone maro.

📦 Livraison manerana an'i Madagasikara.

Prix:150 000ar izy amin'izao promotion izao

📩 Aza miandry ho lany stock! Alefaso Message dieny izao na antsoy izahay.

☎️ 034 45 998 34 ☎️ 034 50 618 69

🎧 VAO MANANDRANA INDRAY MANDEHA FOTSINY, DIA TSY TE HIALA  INTSONY! 😍Tena betsaka ny écouteur , fa ity kosa no tena miav...
06/07/2026

🎧 VAO MANANDRANA INDRAY MANDEHA FOTSINY, DIA TSY TE HIALA INTSONY! 😍
Tena betsaka ny écouteur , fa ity kosa no tena miavaka amin'ny rehetra

Tena hoe hafa mihitsy ❤️

✅ Feo madio sy bass lalina
✅ Batterie maharitra hatramin'ny 6 ora
✅ Bluetooth stable, connexion haingana
✅ Mety amin'ny mozika, antso ary gaming
✅ Mahazo aina rehefa ery 😍

💥 Vidiny Promotion: 40 000 Ar ihany!

🚚 Manao livraison ary mandefa faritra.
📞 Antsoy izao: 034 45 998 34 / 034 50 618 69
Andramo indray mandeha dia ho fantatrao ny tena atao hoe "qualité au top"! 🔥

Aza tara fa voafetra ny stock! 😉

🎧 Inona ny hira fihainonao matetika? 🎶*Zarao aminay ao amin'ny commentaire ny hira tsy afaka amin'ny playlist-nao! 👇💙
05/07/2026

🎧 Inona ny hira fihainonao matetika? 🎶

*Zarao aminay ao amin'ny commentaire ny hira tsy afaka amin'ny playlist-nao! 👇💙

🔥 TABLETTE PC PUISSANTE – PROMOTION SPÉCIALE 🔥Mitady tablette matanjaka sy mora vidy ve ianao?Ity no safidy tsara indrin...
04/07/2026

🔥 TABLETTE PC PUISSANTE –
PROMOTION SPÉCIALE 🔥
Mitady tablette matanjaka sy mora vidy ve ianao?
Ity no safidy tsara indrindra ho anao! 💯
✨ Configuration :
RAM : 12GB ⚡
Mémoire : 128GB 💾
Tablette fluide, haingana, mety amin’ny asa sy fialamboly

🎁 ACCESSOIRES INCLUS :
Housse + Cable USB + Chargeur + Adaptateur OTG

🚚 Livraison disponible partout Madagascar
Na aiza na aiza misy anao dia tonga hatrany aminao izahay!

💥 PRIX PROMO : 330 000 Ar seulement 💥
📲 Commande rapide :
034 506 1869 / 034 459 9834
⏳ Stock limité – aza miandry ela

🎧 Ahoana no hikarakarana ny écouteur Bluetooth mba haharetany?Ireto ary misy toro_hevitra maromaro homenay anao e👍:✅ Teh...
03/07/2026

🎧 Ahoana no hikarakarana ny écouteur Bluetooth mba haharetany?

Ireto ary misy toro_hevitra maromaro homenay anao e👍:

✅ Tehirizo ao anaty boatiny (case) rehefa tsy ampiasaina.

🔋 Aza avela ho lany bateria tanteraka matetika.

⚡ Ampiasao chargeur sy câble mifanaraka aminy.

🧼 Diovy tsy tapaka mba tsy hisy vovoka sy savoka hanimba azy.

🌡️ Aza avela amin'ny masoandro na toerana mafana be.

🔊 Aza atao avo loatra ny volume mba hiarovana ny sofina sy hampaharitra ny batterie.

✨ Fikarakarana tsotra, fa manampy haharetan'ny écouteur Bluetooth-nao!

📩 Mila écouteur Bluetooth tsara kalitao? Manorata hafatra ao amin'ny NF Shop Mada, manao livraison manerana an'i Madagasikara izahay.

🎧 Ity écouteur ity kosa aloha tena miavaka e! 🔥Na bass na autonomie, tena aoka fotsiny! 😍✅ Autonomie maharitra hatramin'...
02/07/2026

🎧 Ity écouteur ity kosa aloha tena miavaka e! 🔥
Na bass na autonomie, tena aoka fotsiny! 😍
✅ Autonomie maharitra hatramin'ny 120 heures
✅ Afaka asiana carte mémoire (TF Card)
✅ Mora entina eny rehetra eny (Neckband)
✅ Tena pratique amin'ny asa, fanatanjahantena na dia mandeha aza ianao
✅ Feo madio sy midoboka tsara 😯

💥 Prix Promo: 30 000 Ar monja!

🚚 Manao livraison manerana an'i Madagasikara.
📞 034 50 618 69 / 034 45 998 34
Aza tara fa voafetra ny stock! Alefaso dieny izao ny toerana hanaterana azy ,

02/07/2026

LIVE PRESENTATION PRODUITS CHEZ NF Shop Mada❤️

01/07/2026

😩 Mbola mampiasa écouteur mankarary sofina sy ratsy feo ve ianao?

✨ Ovao amin'ny AirPods Premium!

🎧 Feo madio sy basses midoboka tsara
👂 Tsy manimba na mankarary sofina
🔋 Kalitao Premium natao haharitra

💰 40 000ar monja

🚚 Livraison Antananarivo 📦 Mandefa faritra

📩 Aza miandry ela an! Alefaso ny commande izao

🎯 ANDAO INDRAY ARY E😍🔋 Firy ny pourcentage ity power bank ity ?A : 100%B : 86%C : 50%D : 15%👀 Jereo tsara ilay sary an 😍...
30/06/2026

🎯 ANDAO INDRAY ARY E😍

🔋 Firy ny pourcentage ity power bank ity ?

A : 100%
B : 86%
C : 50%
D : 15%
👀 Jereo tsara ilay sary an 😍
Alefaso ao coms valiteninao 👇👇👇

⚡ Power bank charge rapide — mety tsara amin’ny andavanandro!

👉Ireto ary ilay olona roa nahazo ilay 10 000ar avy e, 🔰MANASA anareo hiditra mp tompoko,dia mankasitraka antsika rehetra...
30/06/2026

👉Ireto ary ilay olona roa nahazo ilay 10 000ar avy e,
🔰MANASA anareo hiditra mp tompoko,dia mankasitraka antsika rehetra nandray anjara mbola ho avy ny kilalao manaraka fa araho foana ny page ,asao ny namana hi suivre ny pejy fa tsy adinonay ianareo❤️💖✴️

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NF shop Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share