Ravakah Boutique

Ravakah Boutique Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ravakah Boutique, Antananarivo.

🍀 Protège - slip Longrich 🍀                  ( 30 pièces)      🍀 Mampiavaka azy dia toy izao :    ~ Singany iray "protèg...
01/09/2023

🍀 Protège - slip Longrich 🍀
( 30 pièces)

🍀 Mampiavaka azy dia toy izao :

~ Singany iray "protège - slip " dia ahitana " bande verte " izany hoe " anion magnétique " izy , izay tena ara-pahalasamana, miaro ny loto tsy hiditra @ taova- pananahana sy manadio loto any anaty any .

~ Vita @ Coton tsara , avy aminy "fibre de bois "

~ Miaro @ " infection " maro samihafa ny protège - slip.

🌿Vokantsoa azo avy aminy :

~ Tsy marary kibo rehefa tonga ny fadim-bolana .
~ Mitroka be , mampahazo aina sy manify ny protège-slip.
~ Mety ho any vehivavy manao "règle douleureuse ".
~ Manampy @ fanalana "perte blanche " sy ny fofona ratsy.

Manasa anao tompoko hanao commande ao mp na mila fanazavana fanampiny .
~ 0337662343

Santé
15/05/2023

Santé

🌿 Dentifrice Longrich 100 g et 200 g 🌿     🌿Vita @ Thé blanc       🌿 Afaka mampiasa azy daholo ny olon-dehibe sy ny anki...
04/05/2023

🌿 Dentifrice Longrich 100 g et 200 g 🌿

🌿Vita @ Thé blanc

🌿 Afaka mampiasa azy daholo ny olon-dehibe sy ny ankizy mihoatra 4 taona.

🌿Mampiavaka azy @ dentifrice hafa dia toy izao :
~ Miaro @ karazana areti-nify .
~ Manamafy ny nify .
~ Mampitsahatra ny nify mandeha rà rehefa miborosy nify.
~ Manamanitra ny ati-vava izany hoe manala fofom-bava .
~ Manadio nify sy manampy @ fanalana aphtes .

Manasa anao izahay hanao commande ao @ mp izay mbola tsy nampiasa na efa nampiasa fa lany 😍. Mankasitraka o

Manao livraison izahay .
~ 0337662343

  Tena mampijaly ny   sy ny forongony 🤔🤔Vahaolana io   Io 💯💯Mp 📩 ary raha mila fanazavana ☎️0337662343
02/05/2023



Tena mampijaly ny sy ny forongony 🤔🤔

Vahaolana io Io 💯💯

Mp 📩 ary raha mila fanazavana
☎️0337662343

💐Baby lotion  Longrich💐   Formulation très douce , aux herbes .Produit organique.   Ho anareo izay manana zaza kely ity....
02/05/2023

💐Baby lotion Longrich💐

Formulation très douce , aux herbes .Produit organique.

Ho anareo izay manana zaza kely ity.

💧 Baby Lotion dia manala mangidihidy @ zaza , miaro @ kaikitry ny bibikely.
💧Tena malefaka ny fofony.
💧Mikarakara ny tarehin-jaza mandrotsirotsy , voapano ," allergies".

Manasa anao tompoko hanao commande ao @ mp. Mankasitraka indrindra tompoko💥.
~ 0337662343

GAMME CAPILLAIRE - SOINS POUR CHEVEUX*Feno angadrano bé ny odi-doha, mihintsana bé ny volo Sady tapatapaka, manify kely ...
02/05/2023

GAMME CAPILLAIRE - SOINS POUR CHEVEUX

*Feno angadrano bé ny odi-doha, mihintsana bé ny volo Sady tapatapaka, manify kely iany koa no lasa gras lava
*Tsy mety maniry mihintsy Ilay volo nefa efa natao daholo izay rehetra natoron'olona anao

Ampiasao ireto gamme ireto fa efa betsaka no afapo

🌿  Gel do**he hydratant aux herbes (300 ml)🌿Formulé avec menthol vitamines et extraits variés obtenus de thé vert, d'alo...
02/05/2023

🌿 Gel do**he hydratant aux herbes (300 ml)🌿

Formulé avec menthol vitamines et extraits variés obtenus de thé vert, d'aloès .

🌿Mampiavaka azy :

~ Manadio, manamanitra ny vatana .
~ Manala fofona, vokatra tsara sy ara-pahasalamana .
~ Mety @ hoditra rehetra sy ny vanim-potoana rehetra.

Manasa anao hanao commande ao @ mp na 0337662343 .Mankasitraka mialoha tompoko
🍂 Organique 100 %

02/05/2023
Savon noir longrich : _ manala tache , Mony   _point noir   _ panda , point noir     _ Manala menaka        _ manala odi...
02/05/2023

Savon noir longrich :
_ manala tache , Mony
_point noir
_ panda , point noir
_ Manala menaka
_ manala odi potsy

Sod milk :
_ manala tache mainty
_ manamandina sy manalefaka ny oditra
_ mitsabo ny oditra simba
_mety voan'ny cancer de peau

NB: rehefa ampiarahina ny savon noir sy sod milk dia manala tache tena mainty , sady manala vergetures , tache navelan olatra sns ,
MP commande ary o , karakarao ny vatana ☺, manao livraison partout

Fantatrao ve fa ny rano fisotrontsika andavanandro ireny sy lay vidintsika eny antsena reny dia acide be daholo?   Rehef...
02/05/2023

Fantatrao ve fa ny rano fisotrontsika andavanandro ireny sy lay vidintsika eny antsena reny dia acide be daholo?
Rehefa testena @ testeur PH dia ita fa acide izy ireny ka noh izn dia acide b koa vatatsika rehefa misotro rano acide [ eritrereto oe rarahana acide vatanao dia manaona?]
_Tonga ao anatitsika ireo karazan aaretina isankarazany tsy avy am rano ftsn fa miampy finanatsika produit chimique avy am sakafo hoanina, fisotroana toaka sns

Natao ity gobelet longrich ity mb anampiana atsika hikojakojana ny fahaslamantsika , mba hahaela velona atsika ,
😍mamadika ny rano fisotro andavanandro ho alcalin [rhf misotro rano alcalin dia alcalin koa ny vatatsika ary lavitry ny aretina sy ny microbe ]
😍manadio ny vatatsika ary manasitrana aretina maro toy ny voalaza am sary ny fisotroana rano avy nampandalovina ity pic cup longrich ity

Rah toa ka voakasika amin'ireo ny mahazo anao na koa te hiaro ny tenanao iano na dia salama ary dia tsara foana arovana ny vatana
"ny fahasalamana no voalohankarena"
Rah mila fanazavana fanampiny na koa te hanjika azy ity dia afaka miantso ny laharana 0337662343
Na mandefa Mp Tompoko

🔴🔴🔴Iza avy ilay te hanena kibo sa vatana ato 😉👉Efficace be sady tsy mila fikarakarana ela ihany koa 👌🔴✔️1 Infusette afak...
02/05/2023

🔴🔴🔴Iza avy ilay te hanena kibo sa vatana ato 😉
👉Efficace be sady tsy mila fikarakarana ela ihany koa 👌

🔴✔️1 Infusette afaka ampiasaina in_3✔️

~ Thé Longrich dia manampy @ fikarakarana ny fahasalamana .
~ Misy karazany telo Thé Longrich.

🍀 1- Thé vert (45 g /15 sachets).
Vita @ poudre d' amande ,graines germées de radis, graines de cassia.

👉 Izy dia manampy @ fandevonan-kanina .
👉Thé Longrich dia manatsara ny fikorinan'ny rà sy manala loto.
👉Miaro @ aretin' ny "infection urinaire".
👉Manala ny "constipation ".
👉Izy dia manala hareran-tsaina sy mety @ olona tratran' ny "dépression".

🍀 Thé marron (45 g /15 sachets)
Vita @ graine de cassia sy aubépine.

👉Manampy @ fanenana tavy @ kibo.
👉Natao indrindra hiaro @ fiakaran' ny tosi-drà (hypertension) sy miaro @ aretin' ny diabeta.
👉 Thé marron dia miaro @ aretin' ny diabeta sy manala ny "cholestérol".
👉Manadio loto @ voa (reins).
👉Miaro @ fo sy ny areti-maso.

🍀 Thé rose (Thé minceur /45 g - 15 sachets).
Vita @ thé vert ,gel d'aloes vera sy aubepine.

👉Thé rose dia manampy @ fanenana vatana.
👉Mampihena ny fahazotoana mihinana.
👉Mandats Arabe ny fiasany ati-toha sy mampihena ny " risque AVC ".
👉Manadio rà .

🔴 N.B : Tsy misy effet secondaire.
Tsy mety ho any bevohoka.

Address

Antananarivo

Telephone

+261337662343

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ravakah Boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ravakah Boutique:

Share