22/01/2026
Faly izahay rehefa mandre anareo clients miteny hoe “Tena tsara ❤️, afa-po izahay” 🤤
Izany no hery sy hafanam-po mampandroso anay hatrany 🥰
Mankasitraka indrindra ireo promotion nisantatra ny taona izay nisafidy ny Toge of Finoantsoa 🤗
✨ PROMOTION 2026 ✨
✓ ABEILLES 🐝 / KILANDY (IUTAM Antsohihy)
✓ Shooting Star (YEP – Your English Program Fénérive Est)
✓ SUN (L2B Mandritsara)
✓ Espoir (ISMR Miarinarivo-Itasy)
✓ Kitana (IS2M)
Mirary soa ho anareo rehetra izahay ary misaotra indrindra tamin’ny fitokisana 🤍
Ary misokatra hatrany ho an’izay vonona hanome fitokisana anay ihany koa 😍
⏰ Aza tara an!
💰 Prix tsy miova : 35 000 Ar
👘 Toge complet, ankoatra izay ny personnalisation 😇
Aza misalasala miantso mivantana ny ☎️0343656899 na mandefa hafatra miafina fa efa manomboka mandray ireo commande mois de Février / Mars izahay 🤗