03/04/2026
Destockage Hauts Stylés ✨
Hi Cuties 👋🏻❤️
🇫🇷 Ça fait un baille hein ? Va pour des promotions alors 🥰
👉🏻 Hauts Stylés Friperie au choix pour toutes les tailles
👉🏻 3.000Ar - 12.000Ar
👉🏻 Réduction pour ceux qui commanderont +5 pcs
‼️Livraison à partir de 1.500Ar le 06-07-08 Avril‼️
Passez vite en message privé 🔥
...........…..........................................................
🇲🇬 Elaela izay tsy hita e ? Aleo ara fa asiantsika tolotra mirary indray 🥰
👉🏻 "Hauts Stylés Friperie" ho an'ny rehetra, azo hisafidianana tsara
👉🏻 3.000Ar - 12.000Ar
👉🏻 Hiisy fihenam-bidy ho an'ireo izay maka +5 isa
‼️Livraison manomboka amin'ny 1.500Ar ny 06-07-08 Aprily‼️
Koa manasa anareo aza hiditra ao amin'ny hafatra miafina o 🔥