20/08/2023
🍋Baume bronchiolite, kohaka,rehoka tsy mety afaka, tery tratra, sempotsempotra.
- tsy maintsy sitrana ny zaza antsika!🍊 efficacité garantie 🌸
Efa hoavy indray zao ny ririnina dia aleo mitandrina
Izay nampiasa tsy nisy very vola!
- mi prevenir mialoha sady traitement mba tsy hiverenany intsony
- Manala rehoka sy kohaka tsy mety afaka.
- Mampiakatra ny système immunitaire ny zaza kely sady anti inflammatoire.
Misy hoan'olondehibe koa fa sur commande, mikohaka lava na tratra mangatsika nohon'i sigara na fahanterana
🩼Natokana hoan’i zaza kely mihitsy manomboka 1 mois,sady mampatanjaka azy.
👌🏻👍🏾Be dia be ny Ray aman’dReny Efa nahita vokatra…tsy grippe tsotra fotsiny no sitrany fa bronchiolite mihitsy.Ao ambany ao feno témoignage be Dia be réel,tena maro loatra indray Ary.
🪫A base d’huile de nigelle, coco, niaouli, orange douce
100 ml: 36 000 ariary
Frais de livraison à partir de 3000 ariary sur Antananarivo.
☎️ 034 59 360 16 na 033 72 099 60