08/07/2026
❤️ Ilay SAVOKA VERNIS ❤️
Trano madio fahafinaretan'ny maso💗
Prix 1L 34000 ar
1/2 20000 ar
1/4 10000 ar
- Tsy Mila kosehina intsony fa tonga dia mangirana
- Mora maina, tsy manaraka tongotra
- Tsy matahotra rano, azo sasana tsara.
- Maharitra amambolana maromaro vao Miala
- 15 min maina tsara
- Mateza tsara
- Mety amin'ny gorodona na ciment
- Mety atao amin'ny fanaka koa.
Afapo ianao raha ato aminay no manjifa azy ka aza misalasala ary, tsy hanenenao io fa tena ilay qualité tsara be 😊🥰😍