Rubi beauté coiffure ,habillement & cosmétiques

Rubi beauté coiffure ,habillement & cosmétiques Vente des différentes: produit et accesoire,habillement, chaussures pour enfant, femme et homme)

😍Nouvelle Arrivage Produit naturel certifié végan sady Authentique 😍❤️Lait corporelle Origem  mitondra ny marque nazca d...
13/06/2025

😍Nouvelle Arrivage Produit naturel certifié végan sady Authentique 😍
❤️Lait corporelle Origem mitondra ny marque nazca dia produit avy any Brésil 🇧🇷

Ny mampiavaka ny Lait corporelle Origem amin'ny produit rehetra dia no izy produit tonga dia 6 en 1 be izao,😍

😱Oui tena hoe 6 en 1 izany hoe économique koko izy satria tsy mila mampiasa produit hafa intsony ianao fa io produit 1 io iany dia efa mahasolo ny produit gamme complète hoany vatana sy tarehy

❤️Ireto ary ny asany mahatonga azy ho 6 en 1:
✅1-Manamadina ny h sy manala vakivaky amin ny hoditra tena ilaina be @ zao ririnina izao ( Lait hydratant)
✅2- Manala tanteraka tâche panda, tâche de grossesse, tâche mony sns,,,, ( Lait anti tache)
✅3- Manasitrana sy mamerina ny hoditra simba produit ratsy qualité, may ny masoandro sy produit, menamena,,,amin'ny laoniny,( Lait régénatrice)
✅4-Manala ride, cerne ary miharo ny hoditrao tsy ho mora halazo sy ho mora antitra (Lait anti âge)
✅5- Manafotsy be iany koa izy (lait éclaircissant)
✅6- miharo ny hoditra amin ny masoandro sns,,, (lait de protection)

Koa raha mahalina anao ary ilay produit 6 en 1 dia Manasa anao hiditra MP na iantso 0348327591 na 0326776891

Salama Daholo ooo!!!👋🏽Tongasoa eto amin'ny pejin'ny "ArtsoaBeauté"    "JP O ar daoly @ ireo Produit manala panda sy tâch...
17/05/2025

Salama Daholo ooo!!!👋🏽
Tongasoa eto amin'ny pejin'ny "ArtsoaBeauté"
"JP O ar daoly @ ireo Produit manala panda sy tâche ary Manafotsy sy Produit Mana Mavokely Molotra " !(oui Amilay tinareo mihintsiny no ho alefanay 00 Ar tena 00ar..... ko andao ary hilalao e ! )🥰
😍Lalao volohany miaraka amin'ny ArtsoaBeauté Santé & Mode ity ✨
koa Manasa anao mba andray anjara iaraka ilalao amin'ny Artsoa Beauté ary Sady mba fanohana ny page eeeh !!! ✨
🥺Défi 60.000k abonnés no Tanjona 💪
👉Ka raha feno 60.000k isika dia hisy LIVE jp 00 Ar sy ho feno fizarana cadeaux🎁 surprise ho atao eto amin’ny pejy.
Koa aza tara annn😍😍😍
Ireto avy ny fepetra tsotra ahafahana miditra amin’ny lalao :
♥️1. Abonneo ny pejy "Artsoa Beauté Santé & mode " ✅ ary aza adino ny ma isy j'aime an ito ny lien any pejy:👇 https://www.facebook.com/profile.php?id=100063706134436
♥️2. Zarazarao (partageons @ groupe 5 misy anao) ity publication ity ary Partage ao amin'ny mûre-nao mba ahitanao ny valiny Lalao sy fotoana anaovana Live 🔁 — ataovy “Public” fa tsy “Moi uniquement” 🌍❗
♥️3 _ Mentioneo ary inviteo ny namana sy ny havanao mba abonné ato amin page d alefaso eo amin commantair ny capture 👫
❌ Izay tsy mahafeno ireo conditions ireo dia tsy ahazo ilay article 00 Ar , satria hojerenay daholo ireo fepetra takianay ireo ao anatiny live 🥰❌
Koa andao, alefa eee : Invite-o, abonneo, partage-o… dia miomàna amin’ilay LIVE miavaka rehefa tonga ny 60K !
Ka produit Maro be no atao tsika jp 00 ar ary rh feno 60k 😍
Mirary soa ho an’ny rehetra !
♥️Misaotra betsaka amin’ny fanohanana !🙏🏽

❤✒️" promotion manomboka d efa mahazo13.000ar 😊. :"  ❤️misy Produit de soin maro isakarazany  hafa iany  koa ato aminay ...
14/05/2025

❤✒️" promotion manomboka d efa mahazo13.000ar 😊. :"
❤️misy Produit de soin maro isakarazany hafa iany koa ato aminay anao izay manana hoditra sy tarehy simba dia misy produit mety aminao ato aminay :👇
(Tsy Pub fotsiny ilay hoe tsara qualité sy ny secret kely ny amin fampiasany produit anay🤫.. fa tena marina ao amin ny commantair ny témoignage ny olona maro efa nahita resulta)

❤️- Misy Produit isakarazany mety amin ny hoditra rhtr ato na efa tena hoditra sensible ary:
👉 Manala ny teraka ny Panda sy mangana ary ny tâche rehetra
👉-Manala ride sy cerné sady anti âgé
👉-Manala tache de grossesse sy ny tâche de rousseur
👉-Manala tache alergi sy tâche ny aretinaty
👉-Manafotsy tsara haingana vatana sy tarehy
👉-Manala hodipotsy sy hodimainty
👉- Manala ny mony sy tache Mony ary cicatrice sy ilay gokagoka navelany mony
👉-Manala ilay menamena be @ tarehy simba produit sy May masoandro
👉-Manala cicatrice may,ratra,avy nodidina,chleoide,,,
👉-Manala vergeture mainty sy fotsy,,,(tratrakotsa)
👉- Manala tache mycose amin ny hoditra sy amin ny Ho tanana sy tongotra,,,
👉-Manala roro sy kibo ary ny tavy ratsy amin vatana sady mampihena haingana
👉-Manala ny imperfection kely rehetra amin ny hoditra ary mamerina ny hoditrao

❤️NB: Mis produit ho any olona manana hoditra sensible tena tsy mahazaka produit mihitsy misy iany koa produit natokana ho any ankizy +12ans misy produit ho any lehilahy sy ny olona efa lehibe nahazoazo taona

(Manome prix de gros iany koz izahay ho anao izay mbola hivarotra ka manomboka amin ny 10piece dia efa mahazo prix de gros manoboka : 7000ar ary tsy mihotra ny 22.000ar n 1)

📌Manasanao Tonga dia hiditra ao amin' ny MP raha misy fanotanina na
iantso : 0348327591 / 0326776891 ( ireo iany ny numéro anay fa ny numéro akotra io dia tsy anay)

📌Livraison uniquement ho any eto Antananarivo (frais de livraison : 3000ar 6000ar arakarak ny toerana mande bus livreur)

🚌Ary afaka Mandefa iany koa izahay ho anareo any amin

❤️ Produit spécial natokana ho an i lehilahy izay te ho bogosy ❤👉 - Mitsabo misy tâche sy panda ary mamerina ny hoditrao...
06/04/2025

❤️ Produit spécial natokana ho an i lehilahy izay te ho bogosy ❤
👉 - Mitsabo misy tâche sy panda ary mamerina ny hoditrao amin'ny laoniny.
👉 • Manala tanteraka ny cicatrice sy ilay bouton amin ny tarehy rehefa avy manala volombava
👉 • Manala tanteraka ny mony, tasy mony, ary point Noir
👉 - Manala hodipotsy sy hodimaity amin vatana sy tarehy
👉 - Manafotsy tsara ny hoditrao.
👉 • Manalala ny fofona ratsy amin ny hoditra sady miharo ny hoditra tsy ho mora tsemboka
manadio sy mampalandkna ny hoditra ny tarehy sy vatana.
👉 • Manala tasy mainty amin'ny helika sy helakela sns..

NB: Produit Original sy Authentic (Tsy vita sinoa ny produit ary mety tsara amin'ny hoditrany Malagasy).

❤️ Maro ireo efa nampiasa, maro no nahita vokatra, maro ny mbola mitady ka aza tara e ! Lany vao anenina eo indray ianao
Voafetra ihany mantsy ny Stock ao🙂

Raha misy fanotanina tinao halpetraka dia Manasa anao hiditra MP raha misy na antsoy ny 0348327591 / 0326776891 na whatsapp +2610348327591 (ireo iany ny nomero azahonao anay ny akotra ireo dia tsy tomponandraikitra izahay... ).
🚍Livraison uniquement ho any eto Antananarivo ary Mandefa any amin ny faritra izahay

Promotion: Produit Authentique 💕Gamme Always Young💕Produit a base bave d escargot Le produit Forever young :-Eclaircit l...
02/02/2025

Promotion:
Produit Authentique
💕Gamme Always Young💕
Produit a base bave d escargot
Le produit Forever young :
-Eclaircit la peau,
- éllimine les tache pigmenté et les tache de villissement
-Débarraché les vergeture
-Éclaircit le bikini et les aisselles
-vous donne un éclat jeune et impeccable,
- Rend la peaux plus douce
-Reduit et élimine les tâche noire sur le corps et le visage
-Reduit et élimine les cicatrice
-Rétrecissement des pores,
- Hydratante la peau
_previent les signes de vieillissement comme les ride
-Rend la peau plus tonique et fraîche toute
----------------------------------
💕Gamme Always Young💕
Produit a base de bave d'escargot
-Manafotsy haingana
-Manala tâche sy panda
- Manala menamena
- Mamerina amin ny laoniny ny hoditra simba ny masoandro sy produit
-Manala ride sy cerne
-Manala Mony sy tache mony ary cicatrice navelany mony ary manala menaka gras amin hoditra
- Manakatona masokoditra ary manala point noir
-Manala vergeture sy cicatrice
-Manadio sy manalefaka ny hoditra
-Manamadina ny hoditra (ts mampa gras)
-Mamerina ny hoditrao amin ny laonina

Manasanao Tonga dia hiditra ao amin' ny MP📩 raha misy fanotanina na
iantso :📲 0348327591 na 0326776891 ( io iany ny numéro anay fa ny numéro akotra io dia tsy zahay)
📦LIVRAISON UNIQUEMENT :ho any eto ANTANANARIVO 🚵🚉
Ary afaka Mandefa : 🚚🚢🚁iany koa izahay ho anareo any amin ny faritra,

Produit de soin : Booster clear  ho anao izay manana hoditra sy tarehy simba produit sy mainty masoandro:👌 Produit a bas...
25/08/2024

Produit de soin : Booster clear ho anao izay manana hoditra sy tarehy simba produit sy mainty masoandro:👌 Produit a base papay sy carotte
👉Manala ny teraka ny Panda sy ny tâche rehetra ary ride sady anti age
👉Manala mangana ary manala ilay menamena @ tarehy
👉Manala tache de grossesse
👉Manala tache de Rousseur
👉Manafotsy tsara haingana fa tsy maha menamena
👉Manala hodipotsy
👉Manala ilay hoditra miofakofaka
👉Manala ny mony sy tache Mony
👉Manala gokagoka navelany mony,,
👉Manala vakivaky sy masaisaika ary ny hoditra makina
👉Manala ny imperfection kely rehetra amin ny hoditra ary mamerina ny hoditra Simba masoandro sy produit amin ny laoniny

🔴produit Original ,Authentique @ ilay qualité sady prix amin ilay abordable tsara ( mirary)
...Mandefa en gros izahay:+ 20piece prix de gros

Manasanao Tonga dia hiditra ao amin' ny MP📩 raha misy fanotanina na
iantso :📲 0348327591 ( io iany ny numéro anay fa ny numéro akotra io dia tsy zahay)

📦LIVRAISON UNIQUEMENT :ho any eto ANTANANARIVO 🚵🚉
Ary afaka Mandefa : 🚚🚢🚁iany koa izahay ho anareo any amin ny faritra

❌❌produit CLARIFIANT ABANA❌❌Tsy dokambarotra fa tena IZY Ary tena TSARA👇Manampy anao iala amin'ireto olana amin'ny oditr...
25/05/2024

❌❌produit CLARIFIANT ABANA❌❌
Tsy dokambarotra fa tena IZY Ary tena TSARA
👇Manampy anao iala amin'ireto olana amin'ny oditra ireto👇

🔥Manala cicatrice (efa ELA na vao aingana)
🔥Manala vergeture vetivety
🔥Manala ireo oditra maina
🔥Manala chéloïde, Mony, point noir
🔥Manala ride amin'ny oditra rehetra
🔥Manadio oditra may (masoandro,sns..)
🔥Manala tâche (mangana, allergie, sns..)

.‼️EFFICACE 100%‼️.
🚫Tsy misy effet secondaire 🚫
Prix: crème 15.000ar
Lait 26.000ar

Livraison partout à Madagascar
Passez vos commande en MP ou contacté le 0348327591 (numéro unique)

CRÈME DE SOIN-Mitsabo ny hoditra simban'ny produit chimique-Mampienjana ny tarehy misy kentrona na RIDE -Manazava ireo f...
29/04/2024

CRÈME DE SOIN

-Mitsabo ny hoditra simban'ny produit chimique
-Mampienjana ny tarehy misy kentrona na RIDE
-Manazava ireo faritra MAINTY aminy hoditra
-Mitsabo ny PANDA efa ela tsy mety afaka
-Manaisotra ireo mony sy point noir
-Manalefaka ny hoditra sy mahatanora ny endrika

•Produit AUTHENTIQUE ary azo antoka tsara
•3 andro monja dia miova tanteraka ny tarehy
Manasanao Tonga dia hiditra MP raha misy fanotanina sady ao amin ny MP ny alefanay ny témoignage sy fomba fampiasana azy ...
na iantso 0348327591 io iany ny numéro any fa ny akotranio tsy izy
Livraison uniquement ho any eto Antananarivo
Ary afaka Mandefa iany koa izahay ho anareo any amin ny faritra,

⚫❤Promotion Efa Atao Mora Be : @ creme immediat claire sy creme repardine❤Creme Repardine prix :🔜9.000ar : 30grManala ny...
20/04/2024

⚫❤Promotion Efa Atao Mora Be : @ creme immediat claire sy creme repardine❤

Creme Repardine prix :🔜9.000ar : 30gr
Manala ny lagaly ,
Manala hodi-potsy ,
Manala farasisa ,
Manala éczema ,
Manala psoriasis ,
Manala tache ,
Manala mony ,
Manala mycose ,
Manala champignon -tra
Manala mycose sy champignon amin ny Ho
Manala ny mangidihidy .
Manala ny tasy navelan'ny aretin'aty sy kitrotro.

⛔ 💊💊💊,creme anti-bactérien haingam-piasa be 3 andro mampiasa dia efa manomboka mahita resulta

💯💯💯💯💯 Mety tsara ho an'ny hoditra rehtra

🔴NB: produit Original ,tsara qualité, Authentique, Haingampiasa ary Tena efficace sy Azohatoka tsara nefa azo lazaina fa mora iany ny vidiny

❤Mbola misy iany koa ny IMMEDIAT CLAIRE Original et Authentique❤❤
•Manala ireo tasy efa ela tena sarotra esorina toy ny Panda,mony,menamena
•Manafotsy haingana vatana sy tarehy
-Manala panda
-manala ride
-Manala menamena
-Manala mony sy tâche mony...
-Manala ny tâche rehetra sy ny imperfection amin ny hoditra
-Manala tache maity amin ny helika sy helakela-pe, lohalika,,,,,

•Tsy misy corticoïdes sy hydroquinone
•Tsy misy effet secondaire
3andro monja dia miamazava ny tasy ,mampiasa 1volana de afaka tanteraka ary tsy miverina intsony.
( boîte 1 iany dia mahafaka tanteraka ny panda sy menamena...)

NB: Produit test dérmathologie ,tsara qualité
,Authantique,Haingampiasa ary Tena efficacité approuvé efa betsaka nahita résulta
Azo antoka tsara ary tsara qualité ny produit nefa azo lazaina fa mora ny vidiny...
130ml: 20.000ar sy 435ml: 35.000ar dispo vitsivitsy sisa ny ato stock d aza tara ô!

Manasanao Tonga dia hiditra MP raha misy fanotanina sady ao amin ny MP ny alefanay ny témoignage sy fomba fampiasana azy ...
na iantso 0348327591 io iany ny numéro any fa ny akotranioArtsoa Beauté Santé & ModeArtsoa Beauté Santé & Modeté & Mode ity iany ny page nay ny akotranio dia tsy anay
Livraison uniquement ho any eto Antananarivo
Ary afaka Mandefa iany koa izahay ho anareo any

Address

Antananarivo
TANA101

Telephone

+261348327591

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rubi beauté coiffure ,habillement & cosmétiques posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Rubi beauté coiffure ,habillement & cosmétiques:

Shortcuts

Share