Kiraro MDG

Kiraro MDG Magasin de chaussures. Pour hommes, femmes et enfants. Analakely près ITOKIANA
☎️ 034 08 900 52

Tinareo ity marque ity o? 🥰Pointure 38 // 18.000ar foanaArticle neuf, semelle en gommeMp avy hatrany mandefa commande an...
05/06/2026

Tinareo ity marque ity o? 🥰
Pointure 38 // 18.000ar foana
Article neuf, semelle en gomme

Mp avy hatrany mandefa commande ann!

🏢 Magasin Analakely près Itokiana
☎️ 0340890052
🚛 Manao livraison, mandefa amin'ny faritra rehetra

Aaa, kapa vaovao daholo kosa aki ireo fa 18.000ar fotsiny no mba tinay atao vidiny 🥰Manaraka indray ary izao an! Pointur...
05/06/2026

Aaa, kapa vaovao daholo kosa aki ireo fa 18.000ar fotsiny no mba tinay atao vidiny 🥰

Manaraka indray ary izao an!
Pointure 37 daholo ireto

Noir sa blanc ny andryh? Maninona moa raha izy 2 e?

Ndao mp ary mandefa coordonnée. Izay tonga voalohany no mahazo ☺️

🏢 Magasin Analakely près Itokiana
☎️ 0340890052
🚛 Manao livraison, mandefa amin'ny faritra rehetra

Pointure 35 o? Aingana mandefa coordonnée de livraison fa misy manjakely ity. Oatrinona ary hoy ianareo? 18.000ar kely f...
05/06/2026

Pointure 35 o? Aingana mandefa coordonnée de livraison fa misy manjakely ity.

Oatrinona ary hoy ianareo?
18.000ar kely fotsiny marina e🎁 semelle en gomme foana an

🏢 Magasin Analakely près Itokiana
☎️ 0340890052
🚛 Manao livraison, mandefa amin'ny faritra rehetra

Tout à 18.000ar Kapa vaovao tena manjakely. Tsy malama an, fa gomme tsara daholo ny semelle. Ao @ commentaire ary ny fot...
04/06/2026

Tout à 18.000ar
Kapa vaovao tena manjakely. Tsy malama an, fa gomme tsara daholo ny semelle.

Ao @ commentaire ary ny fotoana. Manao jp dia mandefa coordonnée izay vao azonao ilay kapa 🥰

Nnnddaaaaaaooooo 😍🤩

😍 ouloulouuuu 🥰 Pointure 38 iray disponible ooIzay tonga voalohany foana no mahazo an! Contact + adresse de livraison 🏢 ...
04/06/2026

😍 ouloulouuuu 🥰
Pointure 38 iray disponible oo

Izay tonga voalohany foana no mahazo an!
Contact + adresse de livraison

🏢 Magasin Analakely près Itokiana
☎️ 0340890052
🚛 Manao livraison, mandefa amin'ny faritra rehetra

🤎 Élégantes, confortables & faciles à porter au quotidien ✨Les bottes parfaites pour un look chic sans effort 👢💰 Seuleme...
04/06/2026

🤎 Élégantes, confortables & faciles à porter au quotidien ✨
Les bottes parfaites pour un look chic sans effort 👢

💰 Seulement 55.000 Ar
Disponibles en pointures 34 35 36 37 38 39 40

📩 N'hésitez pas à commander en message privé !

🏢 Magasin Analakely près Itokiana
☎️ 0340890052
🚛 Manao livraison, mandefa amin'ny faritra rehetra

Fifaliana Minosoa mankasitraka anao oo Manasa anao hiditra mp. Misy fotoana taraiky kely ny fivoahan’ny valin’ny lalao f...
03/06/2026

Fifaliana Minosoa mankasitraka anao oo
Manasa anao hiditra mp. Misy fotoana taraiky kely ny fivoahan’ny valin’ny lalao fa tsy midika hoe mijanona akory an!

Amin’ny herinandro indray ary 🥰

Tout à 18.000ar1ère arrivée, 1ère servie 🥰🎁Pointures 35 à 40 mahazo dahooooloModèle unique daholo ireto. Izay pointure a...
01/06/2026

Tout à 18.000ar
1ère arrivée, 1ère servie 🥰🎁

Pointures 35 à 40 mahazo dahoooolo

Modèle unique daholo ireto. Izay pointure ambany sary ihany no disponible.

15.000ar prix de gros +5pces

🏢 Magasin Analakely près Itokiana
☎️ 0340890052
🚛 Manao livraison, mandefa amin'ny faritra rehetra

Coucouuu aki ndryh 🥰 misy mbola tsy nahazo cadeau ve? Avia manao jp an'ireto pepites kely ireto. Sandales à strass, coul...
01/06/2026

Coucouuu aki ndryh 🥰 misy mbola tsy nahazo cadeau ve?
Avia manao jp an'ireto pepites kely ireto.
Sandales à strass, couleurs: blanc et argenté

Pointure 36 37 38 39 40
Qualité au top 👌

Inona zany no mahatsara be azy ireo ankoatra ny endriny e? ⬇️⬇️
✔️ Confort ok
✔️ Semelle en gomme
✔️ Souple tsara

Efa photos réelles be ireo an! Ndao mp amin'izay ary manao commande

🏢 Magasin Analakely près Itokiana
☎️ 0340890052
🚛 Manao livraison, mandefa amin'ny faritra rehetra

Mirary fety sambatra ny mamans rehetra o 🥰Andriamanitra hanafy hery antsika tsirairay ahavita am-pifaliana ny adidintsik...
31/05/2026

Mirary fety sambatra ny mamans rehetra o 🥰
Andriamanitra hanafy hery antsika tsirairay ahavita am-pifaliana ny adidintsika amin'ny ankohonana sy ny manodidina antsika avy 🥰

Mamiràta hatrany ho voninahitr' Andriamanitra 🥰

Ankafizo ny androany aloha an😊

Address

Antananarivo

Telephone

+261340890052

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kiraro MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category