01/07/2026
Salama oooo 🥰
Andao hiaraka hidera aminay STK Ambohimanoa Alasora Betesda miaraka amin'ny tarika Noely ooohh. Tena hoe hahazo aim-panahy isika mijery ao anie e,
Invitation: 10.000ar
Billet tsotra: 3000ar
"Aoka izay rehetra manam-pofonaina samy hidera an'i Jehovah"
Manantena hahita anareo namako ato aho 🥰