10/03/2026
Neon led personnalisé
Panneau Neon LED Personnalisé
📏 Refy: izay Méty aminao
✨ Soratra: izay tianao
💡 Type de LED: Neon LED silicone – couleur jaune chaud (warm yellow), Bleu, blanc, doré, vert, rouge,rose, fushia, violet
🔌 Alim: 12V – azo ampifandraisina amin'ny adaptatera mahazatra
📦 Support: Plexiglass madio, vita tanana
🎨 Design: Vita amin'ny endrika manintona, azo atao customisé (anarana, teny, daty, logo sns
✅ Tombony:
🔧 Vita tanana, fametrahana madio sy matihanina
⚡ Tena mitsitsy herinaratra
🛠️ Azo amboarina amin'ny tiana: loko, refy, soratra
📸 Mahafinaritra amin'ny décoration: karaoke, boutique, studio, birthday, sns
Location possible (Happy birthday, better together...)
Commande & fanazavana:
☎️ WhatsApp / Appel: +261 34 98 291 20
📍 Livraison manerana an’i Madagasikara
🕒 Fanamboarana: 2–4 andro miankina amin’ny design
🔥 Azonao atao koa ny manome sary na logo → afindrao amin'ny Neon LED
➡️ Exemple: Anaran-jaza, soratra fankalazana, logo groupe, sns.
📌 Fanamarihana:
Ny vidiny dia miovaova arakaraka ny habeny sy hakitroky ny soratra/design