24/06/2024
Bonsoir daholo❤️ity page ity moa izany Dia tsy resaka mode fotsiny fa misy torohevitra,fifanampiana na mety koa hoe fiaraha-miasa🧠
Androany izaho dia te ampita hafatra Kely hoantsika rehetra hoe"miavaka ianao"
Tadidio fa matoa ianao tahak'izao dia misy antony daholo!
Ianao mety mieritreritra hoe"Sambatra b iry ian,jereo zareo otrizao!"😇
N'a koa hoe"fa Maninona ary Zaho tsy MBA otran'azy,fa maninona ary Zaho otrizao foana!
Ianao Dia olona miavaka!👌aza mampitaha amin'ny hafa izany😘
Matokisa valeur Dia manàna tanjona 🧠
Aza mankatahaka ny ataon'ny hafa!maninona raha mamorana ny idées anao manokana 🙈satria efa miavaka ihany ianao
Hafa mihintsy anie izany olona matoky tena izany e🥰
Tsy matahotra olona,masahisahy,mafy fisainana ary tsy manaiky ho resy izany ❤️
Olona miavaka ianao io👌😘kouny an!
Bonne soirée daholo ô!💌