Boutique Den Lëah

Boutique Den Lëah Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Boutique Den Lëah, Clothing (Brand), Lot IVA 173 Ankeniheny, Antananarivo.

🛍️ Boutique Den Lëah

✨ Kojakoja maro ho an’ny rehetra
💃 Style ho an’ny vehivavy & lehilahy
💰 Vidiny mirary
🚚 Livraison rapide
📩 DM = réponse rapide

🔥 “Ny zavatra ilainao rehetra, eto ihany!”

Hello mes meilleurs ❤️🙏🎉✌️
08/06/2026

Hello mes meilleurs ❤️🙏🎉✌️


🔥🚨 ARRIVAGE VAOVAO BE – TSY MISY MIANDRY! 🚨🔥Tonga indray ny entana tena vaovao, tsara, ary madio kalitao 😍👉 Tsy ho hitan...
04/06/2026

🔥🚨 ARRIVAGE VAOVAO BE – TSY MISY MIANDRY! 🚨🔥

Tonga indray ny entana tena vaovao, tsara, ary madio kalitao 😍
👉 Tsy ho hitanao mora eny an-tsena
👉 Vidiny mirary fa tsy mampitahotra 💸
👉 Design manara-penitra sy be choix 💯
⚡ Aza miandry ela fa ho lany ao anatin’ny fotoana fohy!

⛔ Stock voafetra — izay mahazo aloha no mahazo tombony
📩 Mandraisa hafatra avy hatrany (Inbox / WhatsApp)
🔥 Mitsotra: aza avela handalo ity arrivage ity!

🔧 Clé à cliquet misy douille arrivage vaovao 🔥 Mitady fitaovana matanjaka sy maharitra? Izao no ilainao! 😍✅Misy 6 pas sy...
04/06/2026

🔧 Clé à cliquet misy douille arrivage vaovao 🔥

Mitady fitaovana matanjaka sy maharitra? Izao no ilainao! 😍

✅Misy 6 pas sy 12 pas
✅ Misy douille maro habe
✅ Tsara kalitao sady mateza
✅ Mora ampiasaina, mitsitsy fotoana
✅ Mety ho an’ny mécanicien sy fampiasana an-trano

⚡ Vidiny mirary – kalitao azo antoka!
📩 Midira message fa voafetra ny stock, aza tara sao lany! 🔧🔥


🔧 Pince Étaux tonga lafatra ho an’ny asa rehetra! 🔧Mafy • Maharitra • Mora ampiasaina 💪Na ho an’ny bricolage, mécanique,...
04/06/2026

🔧 Pince Étaux tonga lafatra ho an’ny asa rehetra! 🔧

Mafy • Maharitra • Mora ampiasaina 💪
Na ho an’ny bricolage, mécanique, na asa andavanandro dia mpiara-miasa azo itokisana!

✅ Kalitao tsara
✅ Fihazonana mafy
✅ Vidiny mirary

📩 Inbox raha haka na mila fanazavana fanampiny.
Aza tara fa voafetra ny stock! 🔥

Bonjour mes manjakeliko ❤️😘
01/06/2026

Bonjour mes manjakeliko ❤️😘

31/05/2026


🚨 ARRIVAGE MANITRA Be🚨Na reraky fety aza 😅 dia tsy maintsy namoaka an’ireto hatsarana ireto ihany ✨🔥💼 MINI LONGCHAMP XS ...
26/05/2026

🚨 ARRIVAGE MANITRA Be🚨

Na reraky fety aza 😅 dia tsy maintsy namoaka an’ireto hatsarana ireto ihany ✨🔥

💼 MINI LONGCHAMP XS 💼

✔️ Tena classy
✔️ Le manoratra tsara be 😍
✔️ Mora entina sady mifanaraka amin’ny style rehetra
✔️ Kalitao sy élégance miaraka 💖
Tonga dia manandratra look avy hatrany 😮‍💨✨

Couleur :Noir ihany no disponible ❌

Aza miandry ela fa tena lasa be ireo modely tsara indrindra 📦🔥

📩 MP raha haka na hanontany prix
⚡ Stock limitée ⚡

“Enga anie ity fetin’ny Pentekôty ity hitondra fiadanam-po, fifaliana ary fitahiana ho anao sy ny ankohonanao.Aoka ny Fa...
24/05/2026

“Enga anie ity fetin’ny Pentekôty ity hitondra fiadanam-po, fifaliana ary fitahiana ho anao sy ny ankohonanao.

Aoka ny Fanahy Masina hanazava ny lalanao, hanome hery anao amin’ny sedra rehetra, ary hampitombo finoana sy fanantenana ao am-ponao.

Mirary andro feno fahasoavana, fitiavana ary hafaliana tsy manam-petra. 🙏🕊️

🔥 Joyeux Pentecôte à tous ! 🔥”

Hello mes manjakeliko ❤️❤️❤️“Zoma an’ny Fanahy Masina ✨🕊️Enga anie ny Fanahy Masina hitari-dalana anao, hanome fiadanam-...
22/05/2026

Hello mes manjakeliko ❤️❤️❤️
“Zoma an’ny Fanahy Masina ✨🕊️

Enga anie ny Fanahy Masina hitari-dalana anao, hanome fiadanam-po, fahendrena ary hery vaovao ho an’ny fiainanao.

Ho feno fahasoavana sy fitahiana anie ity andro ity. 🙏”

“Fa izay tarihin’ny Fanahin’Andriamanitra no zanak’Andriamanitra.”
— Romana 8:14


✨ FLASH TENDANCE : LE SAC ULTIME ✨Sublimez votre style avec ce magnifique sac verni 😊💎💼 Look chic & raffiné (verni et te...
19/05/2026

✨ FLASH TENDANCE : LE SAC ULTIME ✨

Sublimez votre style avec ce magnifique sac verni 😊

💎💼 Look chic & raffiné (verni et texture croco).
👜 Porté main ou épaule (bandoulière amovible incluse).
🌈 Disponible en 3 couleurs magnifiques !🛍️ Stock très limité !

📥 Commandez vite le vôtre en MP pour réserver votre couleur préférée !

Address

Lot IVA 173 Ankeniheny
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Boutique Den Lëah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share